Ireo Olomasina Katolika

Ireo Olomasina Katolika Fampahafatarana ireo Olomasina Katolika nisy sy tantarany ary ny fandalinana ny finoana Katolika

Miarahaba ny olomasina rehetra tonga fety 🌹💖 Mivavaha ho anay.1-Jean Bezima Olontsambatra ô 2- Alexandrina Olontsambatra...
01/11/2025

Miarahaba ny olomasina rehetra tonga fety 🌹💖 Mivavaha ho anay.

1-Jean Bezima Olontsambatra ô
2- Alexandrina Olontsambatra ô
3- Lucien Botovasoa Olontsambatra ô
4- Victoire Rasoamanarivo Olontsambatra ô
5- Masimbavy Terezin'i Jesoa Zazakely ô
6- Masindahy Padre Pio ô
7- Gemma Olontsambatra ô
8- Masimbavy Zelie ô
9- Masindahy Louis Martin ô
10- Olontsambatra Raphaël Louis Rafiringa ô
11- Masindahy Dominique Savio ô
12- Masindahy Zozefa ô
13- Masindahy Don Bosco ô
14- Masimbavy Jeanne d'Arc
15- Masindahy Benoît ô
16- Masindahy Jacques Berthieu ô
17- Masimbavy Terezy d'avila ô
18- Masindahy Vicent de Paul
19- Masindahy Joany Paoly II ô
20- Masindahy Ignace de Loyola ô
21- Olontsambatra Laura Vicuna
22- Masimbavy Maria Goretti
23- Masindahy Pierre Favre ô
24- Masindahy Augustin ô
25- Masimbavy Faustine ô
26- Masimbavy Rita ô
27- Masindahy François d'Assise ô
28- Masimbavy Mère Thérésa ô
29- Masina Maria ô
30- Masindahy Carlo Acutis ô
31- Masindahy François Xavier ô
32- Masimbavy Maria Mazzarelo ô
MIVAVAHA HO ANAY

💛 “ Ilay Paka an'ny Tompo nahary,Ilay Paka an'i Jesoa Mpamonjy...TANTERAKA NY ZAVATRA REHETRA.Tratry ny Paka, Mirary fet...
20/04/2025

💛 “ Ilay Paka an'ny Tompo nahary,
Ilay Paka an'i Jesoa Mpamonjy...
TANTERAKA NY ZAVATRA REHETRA.
Tratry ny Paka, Mirary fety sambatra 💛🤎🤍

Fetin'i Masindahy Josefa ✨Mivavaha ho anay 🙏
19/03/2025

Fetin'i Masindahy Josefa ✨
Mivavaha ho anay 🙏

Arahaba tonga fety, “ Masindahy Joany Bosco ” ✨Mivavaha ho anay...
31/01/2025

Arahaba tonga fety, “ Masindahy Joany Bosco ” ✨
Mivavaha ho anay...

“ Mpanjaka Izy, Zanaky ny Avo indrindra...”Mirary Noely Sambatra 🎄
25/12/2024

“ Mpanjaka Izy, Zanaky ny Avo indrindra...”
Mirary Noely Sambatra 🎄

“ Ny olona dia tsy mitsahatra ho lehibe, na dia amin’ny fahalemena aza ” ❤️‍🔥22 Oktobra : Fetin'i Masindahy Joany Paoly ...
22/10/2024

“ Ny olona dia tsy mitsahatra ho lehibe, na dia amin’ny fahalemena aza ” ❤️‍🔥
22 Oktobra : Fetin'i Masindahy Joany Paoly faha II
Mivavaha ho anay...

🤎15 oktobra, Fetin'i Masimbavy Terezy d'Avila🤍“ Aza manahy na matahotra, mandalo daholo ny zavatra rehetra, tsy miova An...
15/10/2024

🤎15 oktobra, Fetin'i Masimbavy Terezy d'Avila🤍
“ Aza manahy na matahotra, mandalo daholo ny zavatra rehetra, tsy miova Andriamanitra, ny faharetana mandresy ny zava-drehetra, izay manana an’ Andriamanitra dia manana ny ampy, Andriamanitra ihany dia ampy ! ” Poésie 9

✨ 5 Oktobra, Fetin'i Masimbavy Faustine Maria Kowalska ✨“ Apostolin'ny Famindrampon'Andriamanitra ”
05/10/2024

✨ 5 Oktobra, Fetin'i Masimbavy Faustine Maria Kowalska ✨
“ Apostolin'ny Famindrampon'Andriamanitra ”

🍂 4 oktobra, Fetin'i Masindahy François d'Assise 🍂“ Tompo ô, ataovy fitaovana aho hampanjaka ny fiadananao ”
04/10/2024

🍂 4 oktobra, Fetin'i Masindahy François d'Assise 🍂
“ Tompo ô, ataovy fitaovana aho hampanjaka ny fiadananao ”

🤍Fetin'ireo Anjely mpiambina isaky ny 2 oktobra 🤍“ Anjely  Mpiambina  anay,  Ambeno  sy  Arovy  ny  Tenanay ”
02/10/2024

🤍Fetin'ireo Anjely mpiambina isaky ny 2 oktobra 🤍
“ Anjely Mpiambina anay, Ambeno sy Arovy ny Tenanay ”

🌹Fetin'i Masimbavy Terezin'i Jesoa Zazakely🌹« Ho laniako amin'ny fanaovan-tsoa ny tany ny lanitro; rehefa tonga any an-d...
01/10/2024

🌹Fetin'i Masimbavy Terezin'i Jesoa Zazakely🌹
« Ho laniako amin'ny fanaovan-tsoa ny tany ny lanitro; rehefa tonga any an-danitra aho dia tsy hitsahatra ny handrotsaka oran-draozy ety ambonin'ny tany ».

Address

Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ireo Olomasina Katolika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share