Excellency of GOD Church International

Excellency of GOD Church International 🛑Unveiling the word, Revealing Christ& transforming lives.🛑
UNVEILING THE WORD📜RELEASING DESTINIES

🧡🤎TSY IZAY MITRANGA ANDROANY NO MAMARITRA NY HO AVINAO , fa IANAO dia MANANA Voninahitra mavesatra. 🤎🧡🦅🦅🦅🦅RA-n'i Jesosy ...
27/08/2026

🧡🤎TSY IZAY MITRANGA ANDROANY NO MAMARITRA NY HO AVINAO , fa IANAO dia MANANA Voninahitra mavesatra. 🤎🧡🦅🦅🦅🦅
RA-n'i Jesosy mandrakotra ahy sy ianao.

💚💚VAVAKA ALAROBIA 💚💚💚Ny zavatra mahazo anao androany io dia tsy ho mandrakizay, raha ao amin' I Kristy ianao dia miara-m...
26/08/2026

💚💚VAVAKA ALAROBIA 💚💚
💚Ny zavatra mahazo anao androany io dia tsy ho mandrakizay, raha ao amin' I Kristy ianao dia miara-miasa ahasoa anao ny problem. 🌿
💚The situation you are passing through today is for a short time, if you are in Christ it' s working together for you good.🌿
🌿2 Cor 4 : 16-18 🌿

26/08/2026

IZAY REHETRA ILAIKO DIA AO AMINAO hoy ny ankizy kely🗒️📔📘📗📕📚📚📏✏️🖍️🖊️📖📝🧒🏼👧🏽

~ SCHOOL SUPPLY SHARED TODAY ~🇺🇸Over 500 Children and Youth received Jesus on monday in Antalamohitra Antehiroka, after ...
26/08/2026

~ SCHOOL SUPPLY SHARED TODAY ~
🇺🇸Over 500 Children and Youth received Jesus on monday in Antalamohitra Antehiroka, after evangelizing to them we share FREE SCHOOL SUPPLY to them. Glory to God. 🩷
🇲🇬 Maherin’ ny ankizy 500 no nandray an’i Jesosy Kristy tamin’ny Alatsinainy lasa teo teto @ FKT Antalamohitra Antehiroka, rehefa avy nanaovana evangelisation ny tanora sy ny ankizy dia nozaraina fitaovam-pianarana MAIMAIM-POANA. ho an’I Jesosy Kristy ny voninahitra.🩷



❤️💯JESUS 💯❤️

🪣🧼SOAP MAKING FOR THE WOMEN 🧼🪣🇲🇬Voninahitra be ho an’ I Jesosy fa vita soa amantsara ny formation ho an’ny vehivavy andr...
25/08/2026

🪣🧼SOAP MAKING FOR THE WOMEN 🧼🪣
🇲🇬Voninahitra be ho an’ I Jesosy fa vita soa amantsara ny formation ho an’ny vehivavy androany.
🇺🇸Glory to God for the VOCATIONAL TRAINING of the widows and the women today.

24/08/2026

🇺🇸My heart is inditing a good matter: I speak of the things which I have made touching the king: my tongue is the pen of a ready writer.
🩷Psalm 45 : 1🩷
🇲🇬 "Mampiboiboika teny tsara ny foko; miteny aho, ka ny hilaza ny mpanjaka no teny ataoko; fanoratan'ny faingan-tsoratra ny lelako." (na araka ny dikan-teny hafa: "Hoy aho hoe: Ho an'ny mpanjaka ny asako! Aoka ny lelako ho toy ny fanoratan'ny haingam-panoratra!
🩷Salamo 45:1🩷

🧡Who are the Israelites ? Iza moa ireo Israelita ?🧡🇲🇬1- Taranaka voafidy ianao 2-Natsangany ianao 3-Voninahiny 4-Fifanek...
23/08/2026

🧡Who are the Israelites ? Iza moa ireo Israelita ?
🧡🇲🇬1- Taranaka voafidy ianao 2-Natsangany ianao 3-Voninahiny 4-Fifanekena 5-Nomeny didy vaovao ianao 6-Nomeny ny fampanantenana ianao
ROMANA 9:4

🧡🇺🇸1- You are Chosen 2- God adopted you 3- Glory 4-Convenant 5-He gave us a new commandment & law 6- Promise ROMANS 9:4

22/08/2026

📧 You are invited

21/08/2026

🩷 Tahiana be ianao 🩷 amen ve?
🇲🇬 Ianao no Tena zanak’ Andriamanitra, taranak’ I Abrahama, mpandova teny fikasana
🇺🇸 You are the true children of God, seed of Abrahama, heir of the promises of God.
Nosa Festus and Pastor Festus
YouTube 👉🏼 https://youtu.be/Wka6QjkMtW8?si=ZcknrfQ-_4W-I9hz

❤️HAPPY BIRTHDAY to a GREAT WOMAN of God , Pastor Harlette Ella Carene , VEHIVAVY GOAVANA, MIREHITRA, MPAMINAN' I Jehova...
19/08/2026

❤️HAPPY BIRTHDAY to a GREAT WOMAN of God , Pastor Harlette Ella Carene , VEHIVAVY GOAVANA, MIREHITRA, MPAMINAN' I Jehovah, ho TANTERAKA AMINAO daholo anie ny FAMINANIANA rehetra natao taminao.
ZANAKAY - TINAY ary MAHA SARO-PIARO ANAY ....Pasteur TINAY BE IANAO
We love you Pastor Harlette ❤️❤️❤️❤️❤️

Address

Excellency Of God Church , Ambohijanahary
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Excellency of GOD Church International posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category