Madagascar 3M

Madagascar 3M Identifying, Training and Equipping pastors for ministry.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ  โœจ NY FISAINANA KRISTIANINA MOMBA NY HAINO AMAN-JERY SY NY ZAVAKANTO โœจAry raha manana ambara ihany koa Andriamanitra ...
09/09/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โœจ NY FISAINANA KRISTIANINA MOMBA NY HAINO AMAN-JERY SY NY ZAVAKANTO โœจ

Ary raha manana ambara ihany koa Andriamanitra momba izay jerentsika, henointsika, foronintsika ary zaraintsika?
Manasa anao ny Madagascar 3M hanatrika seminera mandritra ny iray andro feno, hiresahana momba ireo izay tokony hampitaintsika sy ny antony tokony hampitaintsika izany raha ny Soratra Masina no jerena. ๐ŸŽจ๐Ÿ“ฑ๐ŸŽฌ

๐Ÿ“– ยซ Aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao, fa miovร  amin'ny fanavaozana ny saina... ยป โ€” Romana 12:2

Tsy ho an'ireo mpanao zavakanto, mpamorona na mpiasa ao amin'ny sehatry ny haino aman-jery ihany io seminera io, fa mikasika ny mpino kristiana REHETRA. Na Pasitera, na ray aman-dreny, na mpianatra, na mpamorona... isika rehetra dia mpisitraka sy mpamokatra haino aman-jery sy zavakanto isan'andro. Hametraka ny fototra ara-teolojika ity fotoana ity, hianarantsika hisaina, hanavaka ary hiasa amin'ny saina navaozina eo anatrehan'ny haino aman-jery sy ny zavakanto manodidina antsika.

๐Ÿ—ฃ๏ธ Mpandahateny : Mevin Gorayah โ€” Pasitera, Talen'ny asa famoronana, Mpanorina fikambanana ao amin'ny seham-panompoana kristiana momba ny asa famoronana.

๐Ÿ“… Daty : 10 Oktobra 2026
๐Ÿ•ฃ Ora : 8h30 hatramin'ny 16h30
๐Ÿ“ Toerana : 3M Ambatoroka
๐Ÿ’ฐ Fandraisana anjara : 10 000 Ar (sakafo antoandro)
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana amin'ny alalan'ny telefaonina : +261 38 61 303 03 โ€” hatramin'ny 07 Oktobra 2026

๐Ÿ‘‰ Ho hitanao amin'ny commentaire ny sary fanorona ny lร lana mankaty amin'ny foiben'ny Madagascar 3M!



๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท. โœจ LA PENSร‰E CHRร‰TIENNE SUR LES Mร‰DIAS & ARTS โœจ
Et si Dieu avait aussi quelque chose ร  dire sur ce que nous regardons, รฉcoutons, crรฉons et partageons ?
Madagascar 3M vous invite ร  un sรฉminaire d'une journรฉe entiรจre pour explorer, ร  la lumiรจre des ร‰critures, le pourquoi et le comment de ce que nous devons communiquer. ๐ŸŽจ๐Ÿ“ฑ๐ŸŽฌ
๐Ÿ“– ยซ Ne vous conformez pas au monde actuel, mais soyez transformรฉs par le renouvellement de l'intelligence... ยป โ€” Romains 12:2
Contrairement ร  une idรฉe reรงue, ce sรฉminaire n'est pas rรฉservรฉ aux crรฉatifs, artistes ou professionnels des mรฉdias : il concerne CHAQUE chrรฉtien. Pasteurs, parents, รฉtudiants, crรฉatifs... nous sommes tous, chaque jour, consommateurs et producteurs de mรฉdias et d'arts. Ce temps posera les fondations thรฉologiques pour apprendre ร  penser, discerner et agir avec une intelligence renouvelรฉe face aux mรฉdias et aux arts qui nous entourent.

๐Ÿ—ฃ๏ธ Intervenant : Mevin Gorayah โ€” Pasteur, Directeur crรฉatif, Fondateur d'un ministรจre crรฉatif

๐Ÿ“… Date : 10 octobre 2026
๐Ÿ•ฃ Horaire : 8h30 ร  16h30
๐Ÿ“ Lieu : 3M Ambatoroka
๐Ÿ’ฐ PAF : 10 000 Ar (dรฉjeuner inclus)
๐Ÿ“ž Inscriptions par tรฉlรฉphone au +261 38 61 303 03 โ€” jusqu'au 07 octobre 2026

๐Ÿ‘‰ Le plan d'accรจs est disponible en commentaire !

Vita izay ny Youth Camp 2026 โœจAnkasitrahana feno Andriamanitra noho ny amin'ny fahafahana nomeny sy noho ny amin'ny faha...
04/09/2026

Vita izay ny Youth Camp 2026 โœจ

Ankasitrahana feno Andriamanitra noho ny amin'ny fahafahana nomeny sy noho ny amin'ny fahasoavaNy ary ny fitahiaNy mbola naha toy izaoโค.

Isaorana be dia be ihany koa ny :
- ekipa STM, avy ao amin'ny Mission Bible Church, izay nampianatra sy nampilalao anay tany๐Ÿ˜
- FOFIKRI tamin'ny fandraisana !
- ekipa an'ny Madagascar 3M tamin'ny fikarakarana rehetra ๐Ÿ’ช
- ary ireo izay rehetra nandray anjara naha lavorary an'ity lasy ity. ๐Ÿ™

Hoan'Andriamanitra irery ihany voninahitra, ny dera sy ny laza mandrakizay!

04/09/2026

Tena nahafinaritra tena nahafinaritra ny tontolo andronay androany๐Ÿ˜ toa tsy nampi-te hody aza!

Indro ny sombina horonantsary taminโ€™ny fotoana nanehoana ny valinโ€™ny lalao rehetra natao taty aminโ€™ny lasy๐Ÿฅฐ.

Teny fanalahidy anakidimy no lakile an'ny fifandraisana : ๐…๐š๐ก๐š๐ญ๐จ๐ค๐ข๐š๐ง๐š ๐š๐งโ€™๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š, ๐…๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐š๐ง-๐๐‘๐ž๐ง๐ฒ, ๐…๐ข๐Ÿ๐š...
04/09/2026

Teny fanalahidy anakidimy no lakile an'ny fifandraisana : ๐…๐š๐ก๐š๐ญ๐จ๐ค๐ข๐š๐ง๐š ๐š๐งโ€™๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š, ๐…๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐š๐ง-๐๐‘๐ž๐ง๐ฒ, ๐…๐ข๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐ก๐จ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฌ๐จ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ง๐š๐ฆ๐š๐ง๐š, ๐…๐š๐ก๐š๐ข๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐ข๐š๐ง๐š, ๐…๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ž๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐Ÿ๐š.

Izay raha fehezina ny nianarana taty aminโ€™ny lasy ๐Ÿ˜.

Ny hany hirarianay hoanโ€™ireto tanora ireto miala eto dia ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™– ๐™—๐™š๐™—๐™š ๐™ ๐™ค๐™ ๐™ค๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™๐™–๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™›๐™ž๐™š๐™ฉ๐™จ๐™š๐™๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ค.

Youth Camp- Andro fahadimy sahady Toa mandeha vetivety kely ny fotoana๐ŸฅนRehefa avy nisakafo maraina izahay dia niresadres...
04/09/2026

Youth Camp- Andro fahadimy sahady

Toa mandeha vetivety kely ny fotoana๐Ÿฅน

Rehefa avy nisakafo maraina izahay dia niresadresaka kely, nihirahira, nankafy faraparany ny fiarahana alohanโ€™ny idirana aminโ€™ny famaranana ny fampianarana๐Ÿฅฐ.

Feno fankasitrahana izahay fa nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana marobe mba hahafahanay midera Azy sy nanatantera...
04/09/2026

Feno fankasitrahana izahay fa nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana marobe mba hahafahanay midera Azy sy nanatanteraka ny talent show isam-bondrona anio๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ.
โ€Ž
โ€ŽTao ny hira , tao ny dihy ,ny slam, sy ny seho an-tsehatra nanehoanay izay lesona rehetra voarainay tamin'ity lasy ity ๐Ÿ”ฅ
โ€Ž
โ€ŽNahafinaritra iny harivanay faranyโœจ


Nisy vahiny nitsidika izahay androany๐Ÿ˜ : ๐Œ๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ž๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐ง๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š-๐๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง...
03/09/2026

Nisy vahiny nitsidika izahay androany๐Ÿ˜ : ๐Œ๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ž๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐ง๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š-๐๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š.

Isaorana be dia be ny AIM, OM Madagascar, ONG Mercy Ministries, Real Mission Movement, SIM by prayer Madagascar.

Matio 28:19 ''koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra''

03/09/2026

Andro fahaefatra sahady isika ๐Ÿฅน๐Ÿฅน
Tena feno fifaliana izahay satria mbola fahasoavan'Andriamanitra no mahatonga anay mbola velona sy afaka hianatra zava-baovao indray androany.
Ka izay indrindra no hideranay Azy anio, izahay manam-pofon'aina rehetra hidera an'Andriamanitra, satria mendrika Azy izany๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ


โ€ŽVita ny andro fahatelo amin'ny lasy โœ… โ€Žโ€ŽMbola ao anatin'ny lohahevitra hoe "fahendrena amin'ny fifandraisana" ka ny fif...
03/09/2026

โ€ŽVita ny andro fahatelo amin'ny lasy โœ…
โ€Ž
โ€ŽMbola ao anatin'ny lohahevitra hoe "fahendrena amin'ny fifandraisana" ka ny fifandraisana amin'ny namana no nianaranay. โœจ
โ€Ž
โ€ŽMisy tanjona foana ny finamanana : dia mitady izay hampandroso ny namanantsika. Raha tena tia io namantsika io isika , dia mihevitra sy mikarakara momba ny fanahiny isika. ๐Ÿซถ

๐Ÿ‘‰Raha efa kristiana efa manana anโ€™i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy: dia mankahery azy sy manampy aminโ€™ny fitomboany ara-panahy isika

๐Ÿ‘‰Raha namana mbola tsy kristiana : dia mitory ny Filazantsara aminy sy mampahafantatra azy ny momba anโ€™i Jesoa Kristy isika

Ary nasehonay, na tao anatin'ny lalao nataonay na tamin'ny fotoana nifampizaranay hatrany izany fiombonana eo aminโ€™izahay samy tanora izany. ๐Ÿค—


02/09/2026

Vita indray ny lalao. Tena ny fotoana indray aza no tsy ampy!

Tena nahafinaritra, nanamafy ny fifankatiavana sy ny firalahiana๐Ÿ˜.

Address

Lot VB 8 Bis D Ambatoroka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar 3M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Madagascar 3M:

Shortcuts

Share