Mahery ny Ran'i Jesosy Kristy

Mahery ny Ran'i Jesosy Kristy Teny mahasoa ifampizarana ho ahy sy ho anao "efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana." (Matio 10:8b)

Fitantanana miaraka amin'i Kristy "Diriger avec Christ", fifampizarana sy fijoroana vavolombelona.
25/09/2021

Fitantanana miaraka amin'i Kristy "Diriger avec Christ", fifampizarana sy fijoroana vavolombelona.

16/10/2020

Koa mifaneka heloka hianareo, ary MIFAMPIVAVAHA, mba ho sitrana hianareo.
Ny fiasan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra.
(Jakoba 5:16)

13/09/2020

Ary izao no fanambarany:

FIAINANA MANDRAKIZAY no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany.

Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana.

(1 Jaona 5:11-12)

29/04/2020

Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;
Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, Izay mamela ny helokao rehetra,
Izay manasitrana ny aretinao rehetra

23/04/2020

Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny FANJAKAN'NY LANITRA dia ROMBAHINA, ary ny mpandrombaka maka azy AN-KERINY.

18/04/2020

Izay milaza fa ao amin'ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin'ny maizina ihany.
(1 Jaona 2:9)

11/04/2020

Satria raha MANAIKY an'i Jesoa ho Tompo amin'ny VAVANAO ianao ary MINO amin'ny FONAO fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty,

dia HOVONJENA IANAO.

Fa amin'ny FO no inoana hahazoana FAHAMARINANA, ary amin'ny VAVA no anekena hahazoana FAMONJENA.

(Romana 10:9-10)

11/04/2020

1. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

2. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

3. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

4. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

5. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

6. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

7. Masina, masina, masina Jehovah,
Tompon'ny maro;
Henika ny voninahiny ny tany rehetra

11/04/2020

Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan'ny lanitra dia ROMBAHINA,
ary ny mpandrombaka maka azy AN-KERINY.
(MATIO 11:12)

10/04/2020

ny finoanao no efa nahavonjy anao

10/04/2020

"C'est bien à tort que vous vous glorifiez. Ne savez-vous pas qu'un peu de levain fait lever toute la pâte?

Faites disparaître le vieux levain, afin que vous soyez une pâte nouvelle, puisque vous êtes sans levain, car Christ, notre Pâque, a été immolé."

( 1 Corinthiens 5: 6-7 )

09/04/2020

Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra;
Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.
(Ohabolana 25:2)

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahery ny Ran'i Jesosy Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Mahery ny Ran'i Jesosy Kristy:

Share