12/11/2025
Ave Maria 😊
Ny Alahady 9 novembre teo tany Soavimbahoaka no nanatanterahana ny recollection ny TMV Soamanandrariny ⛪
Izany no natao dia mba hahafahana miomana ara-panahy @ fankalazana ny fetin'i Mb Catherine Labourée mpiaro anay.
Misaotra an'i : - mompera Tatasoa nitarika ny sorona masina sy ny conférence ho an'ny zoky sy tanora marialy.
- i Sr Theodosie nitarika ny conférence ho an'ny zandry marialy.
Ary misaotra antsika rehetra tonga nanatrika ny recollection 🤗🤗
Ny alahady 30 novambra kosa no hankalazanay mpikambana ny faha-30 taona nijoroanay teto @ paroasy St Ignace de Loyola. Ny lamesa dia eny @ zana-piangonana St Augustin Ambohimahitsy atsimo @ 7ora maraina.
Ireto ny sary maromaro nanamarika ny recollection 📸 🎥