ALL WIN

ALL WIN ✨ Foi • Ambition • Réussite

🎓 Études & opportunités
🌍 Madagascar • International
🤝 Ensemble vers la réussite

Faith • Growth • Success

10/09/2026

Andriamanitra Ilay Tompon'ny fahefana amin'izao rehetra izao anie, hanome izay irin'ny fonao ao Aminy🙏

🎁🔥 J-1 AU LALAO ALL WIN ! 🔥🎁Efa nandray anjara ve ianao? 👀Tena mety ianao no ahazo lay bon d'achat io an..😍Mba milalao k...
10/09/2026

🎁🔥 J-1 AU LALAO ALL WIN ! 🔥🎁

Efa nandray anjara ve ianao? 👀
Tena mety ianao no ahazo lay bon d'achat io an..😍
Mba milalao koa isika indraindray e...🎉

⏰ Mbola misokatra hatr@ rahampitso 11 Septambra 2026 @ 18h00 ny participation!

🎡 TIRAGE : rahampitso @ 20h00 (direct)
🏆 3 gagnants
🎁 3 bons d’achat de 5 000 Ar chacun

⚠️ ZAVA-DEHIBE !

Alohan’ny tirage dia hojerena ireo participations mba hahazoana antoka fa feno tsara ny conditions.

👉 Koa raha efa nandray anjara ianao, araho tsara indray ny conditions sao misy zavatra tsy mbola vita. ❤️

💡 Ary raha mbola tsy nandray anjara ianao, mbola manana fotoana hatramin’ny rahampitso @ 18h00!

🎯 Ity ny lien ahafahanao mbola milalao : https://www.facebook.com/share/p/1HGpUA28eh/
☺️

Aza hoe rahampitso vao miteny hoe:
“Hay ve mbola nisy condition tsy nataoko!” 😂❤️ na hoe
"Oh.. taraiky indray indray zaho tsy nilalao" ☺️😅

Izao an.. ☺️ Aorian'ny tirage dia manana 48h lay voasarika handefa mp aminay ka raha dila izay fotoana izay dia mamerina tirage isika- mitohy n'y lalao ☺️🍀🎁

🤝 ALL WIN — Ensemble vers la réussite.

Patience (faharetana) reto tena ilaina be @ fiainana raha te hanatratra tanjona... Sa ahoana hoy ianareo❓👉 Courage dahol...
09/09/2026

Patience (faharetana) reto tena ilaina be @ fiainana raha te hanatratra tanjona...
Sa ahoana hoy ianareo❓

👉 Courage daholo fa mbola ho avy ilay maraina 🤗

08/09/2026

Ilaina Kely koa ny miala voly
@ fiainana ☺️
Aza adino fa @ zoma Zao ny faran'ilay lalao ahazoana 3 bons d'achat 5 000Ar avy.. Araho tsara ny fepetran'ilay lalao 🎉

👇👇 Valio ange ireo fanontaniana ireo e ‼️ Tena mety hanampy anao tsara iatrehanao ny ho avinao 💫👉 Ry zanaka, ry iray tam...
08/09/2026

👇👇 Valio ange ireo fanontaniana ireo e ‼️
Tena mety hanampy anao tsara iatrehanao ny ho avinao 💫

👉 Ry zanaka, ry iray tampoa, raiso an-tanana ny ho avinao
👉 Ry ray aman-dreny, anontanio ny zanakao hoe ireo fanontaniana ireo? Amantaranao ny hetahetany

Eny na ray aman-dreny efa lehibe koa aza ianao, tena ilainao koa mamaly ireo fanontanianao ireo satria manana antom-pisiana, ho avy tsara lavitra androsoana daholo isika.

Manampy anao ny All Win
- "ensemble vers la réussite" -

08/09/2026

Hafatra Kely ho anao anio:
"Sahia manatanteraka ny nofinofinao 💪"
🙏Finoana arahin'asa
Koa fahombiazana anie ho aminao 🙌

☺️ "Ensemble vers la réussite"

07/09/2026

Iza aminareo ato lay mbola maniry hianatra Maurice sady afaka miasa, manomana ho avy ivelany Madagasikara??
Aza misalasala fa mpifanohana isika ato 🥰🥰

06/09/2026

🎧 tsara be reto ity hira ity ❤️❤️❤️
🙏 Soa Jeso fa eo Ianao 🙌

05/09/2026

Iainana @ fotoana rehetra sy @ atao rehetra ny maha kristiana 🙏
Fiainana ny maha kristiana🙏

Faly ery izahay rehefa afa-po nareo, na ny @ services d'accompagnement et d'assistance ataonay aminareo  na ny @ fanomez...
05/09/2026

Faly ery izahay rehefa afa-po nareo, na ny @ services d'accompagnement et d'assistance ataonay aminareo na ny @ fanomezana sy kilalao ataonay aminareo 🥰🥰🥰

☺️Tadidinareo ve io sary io??
👉 Lay lokan'ilay nahazo voalohany t@ lay jeu nataontsika t@ iny reto aa 🤗🤗

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ny @ fifandraisantsika tsara 🥰🤗🙏

👇👇👇 Efa misy kilalao indray ao an... Sao mba ianao io indray no ahazo azy 🤗🤗🥰
3 bons d'achat indray no zarainay amin'ity ho an'izay mandresy... Miaraka milalao indray isika e..

Mirary week end fifaliana ho an'ny tsirairay ao @ Jeso ☺️🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261340691344

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALL WIN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to ALL WIN:

Shortcuts

Share