Rantsana Fanantenana FJKM Ambodiala

Rantsana Fanantenana FJKM Ambodiala Miady amin ny zavamahamamo sy mahadomelina rehetra

05/06/2024

Toaka e! Tsy tsara an

30/03/2021
18/02/2021

πŸ…πŸŽπŸ…πŸŽπŸ…πŸŽπŸ…πŸ…πŸŽπŸŽπŸ…πŸŽπŸ…πŸŽπŸ…πŸŽ
"KΡ³Ι‘ Κ€Ι‘Ι¦Ι‘ Ι³y zΙ‘Ι³Ι‘kΙ‘ Ι³Ρ³ Ι¦Ι‘Ι¦Ι‘Τ²Ι‘kΙ‘ Ι‘Ι³Ι‘Κ€Ι›Ρ³ ,Ι—iΙ‘ Ι¦Ρ³ Ι‘Τ²Ι‘kq tΡ³kΡ³Ι‘ iΙ‘Ι³Ι‘Κ€Ι›Ρ³". JΙ‘Ρ³ 8:36
πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œπŸ’œ

πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–πŸ’—πŸ’—πŸ’œπŸ’œ HIRA FANEVA FAHA 50 TAONA SVM FJKM πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–πŸ’œπŸ’–

⃣ πŸ”΄Maro be ireo voahageja
Amin-javamahadomelina
Ny ain'ireo dia tsy hateza
Ny hafa koa voahelingelina

πŸ”Ά Fa raha Jesoa no anafaka anareo
Dia ho afaka tokoa nareo
Omeo azy ny fo sy sainareo
Dia tsy ho voageja ianareo

πŸ”΅ Aza dia mandany vola
Amin-javatsinotsina
Fa mba tsinjovy ny hoavy
Ny soa re no mba fihinina


βšͺAraraoty ny fotoana
Azonao mba hanaovan-tsoa
Ka angataho tsy ho foana
Fa hiasa ilay fanahin'i Jesoa

πŸŒΉπŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒ·πŸŒΉπŸ“πŸ“πŸ“πŸ“πŸŒΈπŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ₯πŸ‹πŸ‹πŸ‹πŸ‹πŸŒ»πŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸŒΉπŸ…πŸ…πŸ…πŸ…

RΙ‘Ι¦Ι‘ JΙ›ΰΈ£Ρ³Ι‘ Ι³Ρ³ Ι¦Ι‘Ι³qΤ²Ι‘kΙ‘

πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸŒΉπŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡πŸ‡

22/04/2020

Jeremia 29 : 11.
πŸ…πŸπŸ…πŸπŸπŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ’πŸπŸ’πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸ…πŸπŸπŸ’

Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany*.[Hebreo: farany sy fanantenana]

15/04/2020

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Levitikosy 26 : 6.
β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘
Ary homeko fiadanana eo amin'ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin'ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.
β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Amen!

08/04/2020

Hoy ny Tompo aminao
β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Jeremia 29 : 11.
β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘β™‘ Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany
β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†

01/04/2020

πŸ€πŸ€πŸ€πŸ€πŸ“πŸ“πŸ“πŸ“πŸ€πŸ€πŸ€πŸ€πŸ“πŸ“πŸ“πŸ“
Joba 5 : 20.
πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—Raha avy ny mosary, dia hiaro anao amin'ny fahafatesana Izy; Ary raha avy ny ady, dia hiaro anao tsy ho voan'ny sabatra Izy;πŸ‡ 21. Hampiereny tsy ho voan'ny kapo-bava ianao, ary tsy hatahotra, raha avy ny fandringanana;πŸ…πŸ…πŸ…πŸ€πŸ€πŸ€πŸ…πŸ…πŸ…πŸ€πŸ€πŸ€πŸ…πŸ…πŸ…πŸ€πŸ€πŸ€

31/03/2020

πŸ’—πŸ“πŸ’—πŸ“πŸ’—πŸ“ Jeremia 17 : 8. Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy, izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha, ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro, sady ho maitso ny raviny, ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro, fa tsy hitsahatra ny famoany. πŸ€πŸ‘πŸŒΊπŸ’πŸŒ³πŸ…

30/03/2020

πŸ’—πŸ…πŸ’—πŸ…πŸ’—πŸ…β€πŸ…πŸ’—πŸ…
Salamo 91 : 10
πŸŒΉβ€πŸŒΊβ€πŸ‘β€πŸ‘β€. Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao. 11. Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.πŸ€πŸ‡πŸ€πŸ‡πŸ‡πŸ€πŸ€πŸ‡

17/04/2019

Sampana vokovokomanga FJKM.

Inona no atao hoe SAMPANA VOKOVOKOMANGA FJKM? (03)

IREO TOMPON'ANDRAIKITRA SAMPANA VOKOVOKO MANGA FJKM.
1- Fitandremana vokovoko manga.
Filoha
Filoha mpanampy 02
Mpitantsoratra vola
Mpitantsoratra fivorina
Mpitahiry vola
Mpanolontsaina .

2- Rantsana Vokovokomanga.

Tsy mbola manana birao manokana ny Rantsana SVM FJKM
Noho izany dia ny mpianadraikitra no misahana ny fitazaina ny mpikambana ao amin'ny Rantsana SVM.

Ny mpiandraikitra Rantsana dia lahy na vavy mihaotra ny 18 taona nahavita ny fianarana nampanaovin'ny Foibe SVM mandritra ny iray taona .
Nanaiky teo anatrehan' Andriamanitra sy ny fiangonana fa ho mpiandraikitra hanabe sy hitaiza ny Rantsana hiandraketany amin'ny fifadina tanteraka ny zavamahamamo sy mahadomelina sady afaka manome fanazavana izany asany izany.

F- FANEKENA SVM FJKM
Ny mpikambana SVM dia manao fanekena eo anatrehan'Andriamanitra sady manaiky ho tompon'andraikitra amin'ny fanekeny.
Mijoro vavolombelona amin'ny fanenkena tanterahany ny SVM ka mampihatra izany eo amin'ny fiharahamonina misy azy.

ETO ANATREHAN'ANDRIAMANITRA SY NY FIANGONANA , Izaho... dia manaiky marina fa ho fadiko mihintsy ny zavamahamamo sy mahadomelina rehetra ary hanao izay azoko atao aho ho famongorana izany.
Ny herin'Andriamanitra no hiankinako hanantanterahako izany.

Randrianantenaina Nirina
FJKM Ambodiala , avril 2019
Facebook : Andon'ny Maraina
pejy faha telo

17/04/2019

Sampana Vokovokomanga FJKM

Inona no atao hoe Sampana Vokovokomanga FJKM ? (02)
πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—


B- TANTARAN'NY SVM FJKM
Ny taona 1888 no tonga teto Madagasikara Ramatoa Marry Clement Lewitt , Sekreteran'ny fikambanana mpifady toaka tany Amerika .
Namonjy isan'enimbolan'ny Imerina izy tamin'io fotona io ka tamin'ny no nanaovany famelambrlarankevitra sy fanazavana momba ny faratsihan'ny Zavamahadomelina.
Vokatr'izany dia maro ny fikambanana niorina aradalana ( teo anivon'ny kaominina , orinasa, sekoly, fiangonana sns…) anisan'izany VOKOVOKO MANGA MALAGASY ,VKMT sns
Rehefa nitambatra ny fiangonana telo ny 1968 ( FKM,FFM,FPM) dia najoron'ny Synoda lehibe ho isan'ny Sampana teo anivon'ny FJKM ny Sampana Vokovoko manga.
Efa nisy talohan'ny niorenan'ny FJKM ny vokovoko manga malagasy izay nampianatra ny fifadina amin'ny ampahany ny zavamahamamo.
Saingy rehefa teraka ny FJKM dia nisaraka atamin'ny SVM izany noho 'y tsy fitoviankevitra
Ny SVM FJKM mantsy dia mampianatra momba ny fifadina tanteraka izany zava mahamamo sy mahadomelina izany.

D- IREO MPIKAMBANA SVM
1-Ny Kristiana rehetra ao anatin'ny fiangonana dia afaka miditra ao anatin'ny sampana araka ny voalazan'ny Foto dalana sy Fitsipika FJKM and 71.
Misy sokajin'efatra kosa ireo mpikambana SVM.
β˜… Ireo ankizy sy tanora tezaina ao amin'ny Rantsana Fanantenana
β˜… Ireo RAD manaiky hifady sy ho fitaratra ho an'ny taranany.
β˜… Ireo vehivavy mpifady
β˜… Ireo mpamily mahatsampa ny faharatsian'ny zavamadomelina eo amin'ny sehatry ny fifamoivoizana.
pejy faharoa

Address

RN3
Antananarivo

Telephone

+261325032751

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Fanantenana FJKM Ambodiala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share