FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe

FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe, Religious organisation, Antananarivo.

01/12/2025
Fitsangatsanganan'ny Fiangonana ny alatsinain'ny Pentekosta 9 jona ho avy izao.Toerana LA PLACE Antanetibe Ilafy. Mila m...
31/05/2025

Fitsangatsanganan'ny Fiangonana ny alatsinain'ny Pentekosta 9 jona ho avy izao.
Toerana LA PLACE Antanetibe Ilafy.
Mila misoratra anarana daholo izay handeha; na any @ sampana sy fikambanana, na koa eo antokotanim-piangonana @ alakamisy (andro niakarana) sy @ alahady 01 Jona.

Ho an'izay tsy nahatratra izany dia afaka mandefa sms @ ireto numero ireto: 0346855020 sy 0387864005 , hatramin'ny alarobia 4 Jona.

Sarandalana: 1000 ar, ho an izay handeha fiara iombonana
Fiaingana amin'ny 8ora - 8h30 maraina, eo ampiangonana.
Tongava maro fa hisy varotra sy kilalao ary fanentanana isan-karazany eny an-toerana amin'io.

« Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-bonin...
30/11/2023

« Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena. » (Romana 11:36).
Manasa antsika indray ry havana ho tonga maro ho fanohanan-tsika sy fitrotroan-tsika am-bavaka ny Ray aman-dReny Mpitandrina RAJAONARY Rahajamiakatra Pst Haja.

Tongava maro ry taranaky Fjkm Ziona Fanantenana Ambatobe !
26/09/2023

Tongava maro ry taranaky Fjkm Ziona Fanantenana Ambatobe !

Manantena ny fahatongavan-tsika maro ho voninahitr'Andriamanitra.
20/09/2023

Manantena ny fahatongavan-tsika maro ho voninahitr'Andriamanitra.

Manantena  ny mpianakavin'ny finoana ho tonga maro! ho voninahitr'Andriamanitra.
28/08/2023

Manantena ny mpianakavin'ny finoana ho tonga maro! ho voninahitr'Andriamanitra.

« Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery. » (Mpitsara 6:12b)Manasa ireo Raim-pianakaviana indray ho tonga maro ny Ala...
14/06/2023

« Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery. » (Mpitsara 6:12b)
Manasa ireo Raim-pianakaviana indray ho tonga maro
ny Alahady 18 jona izao !
Ny Komity 25/10.

14/06/2023

FILAZANA ZAVATRA VERY
Sao nisy nahita Porte feuille grenat misy porte-clé usb Ny Riampeo feno Karatra izay ilay izy t@Alahady 11/06/23 teo tao am.piangonana.
Iangaviana mba anatitra izany ao amin'i Pst Haja.
Isaorana mialoha.

« Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao » (Lioka 1:28b)Alahady natokana hitrotroana am-bavaka ireo Reny ny 0...
02/06/2023

« Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao » (Lioka 1:28b)
Alahady natokana hitrotroana am-bavaka ireo Reny ny 04 Jona 2023 izao. Koa manasa ireo Reny rehetra ho avy amin’io fotoana io.
Ny Komity 25/10

Manasa antsika rehetra indray amin’ny « ANTSA PENTEKOSTA » iarahana amin’ny Chorale NY RIAMPEO sy NY RIAMPEO ZANDRY. Ala...
22/05/2023

Manasa antsika rehetra indray amin’ny « ANTSA PENTEKOSTA » iarahana amin’ny Chorale NY RIAMPEO sy NY RIAMPEO ZANDRY. Alahady 28 Mey 2023 @ 03 ora. Tongava maro ho voninahitr ‘Andriamanitra.

Manasa antsika rehetra izay nandray fahasoavana : (Loholona, Diakona, Mpiandry, Mpitoriteny, Katekista, Mpandray ny fana...
30/03/2023

Manasa antsika rehetra izay nandray fahasoavana : (Loholona, Diakona, Mpiandry, Mpitoriteny, Katekista, Mpandray ny fanasan’ny Tompo, Vita Batisa), ho avy indray hankasitraka an’Andriamanitra ny Alahady 02 Aprily 2023 izao amin’ny 07 ora maraina. Tongava maro !

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share