Fokonolona Ranivo Baobab Mifankatia Ambanidia

Fokonolona Ranivo Baobab Mifankatia Ambanidia - Mijoro -

•Chasse aux oeufs 2026 🪺 🍂🍄‍🟫🪵📍MSK, 🗓️11/04/2026
12/04/2026

•Chasse aux oeufs 2026 🪺 🍂🍄‍🟫🪵

📍MSK, 🗓️11/04/2026





📢 🐣 Fanasana : Chasse aux Œufs 2026Miavaka kely indray ny lalao amin’ity taona ity satria na mpikambana na tsy mpikamban...
06/04/2026

📢 🐣 Fanasana : Chasse aux Œufs 2026

Miavaka kely indray ny lalao amin’ity taona ity satria na mpikambana na tsy mpikambana dia afaka manatrika avokoa!
💌 Koa amin’izany dia manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka : beazina, ray aman-dreny, tranainy, ary ny fiangonana manontolo hanatrika ny Chasse aux Œufs hatao Sabotsy 11 Aprily.

🕒 7 ora maraina : Fahatongavana ao am-piangonana

💰 Sarany :
• SAMPATI : 2 500 Ar
• Tsy mpikambana : 12 000 Ar

📝 Fisoratana anarana : hatramin’ny Alarobia 8 Aprily
• Ho an’ny Beazina : any amin’ny mpiandraikitra isaky ny sampana
• Ho an’ny hafa : pejy Baobab Mifankatia 26ème na SMS 034 20 665 94 / 034 55 697 30

Tongava maro hiara-hifaly sy hankalaza ny P***a 🤍

📢 Allo allo Afo mazava Atsinanana ✨️Ho fanomanana ny Lasy faha-80 taona any Fort-Dauphin ho an'ny Sampana Mena, dia anda...
31/03/2026

📢 Allo allo Afo mazava Atsinanana

✨️Ho fanomanana ny Lasy faha-80 taona any Fort-Dauphin ho an'ny Sampana Mena, dia andao isika samy hihetsika dieny izao 💪🏕

Ny Afom-paritany dia mikarakara Opération chez Book'afé

📍 Aiza? Book'afé Ampasampito
📅 Rahoviana? 01 Aprily hatramin’ny 30 Aprily
🎟 Billet: 15.000 Ar fotsiny! (Mahazo tombony 5.000 Ar ny billet iray).
👉🏽 Inona no azonao isafidianana?
🍲 Soupe | 🍔 Burger | 🍜 Misao | 🌮 Tacos | 🍚 Riz Cantonnais

Ahoana ny fomba handraisana anjara?
1️⃣ Mandoa ny saran’ny billet (15.000 Ar) mialoha vao omena billet ilay olona, mariho hoe payé.
2️⃣ Alefaso Mvola amin'ny Loholom-paritany: 0349712888 (Mendrika Valisoa), na any amin'i Fitahiana : 0382368019 (Fanitsy Andrianandraina)
❗️Araho message rehefa mandefa Mvola
3️⃣ Na aterina direct any
- Andraisoro na Andoharonofotsy (rehefa lundi-vendredi)
- Tsarahonenana/Gamo na Ambatomaro/Andraisoro (rehefa week-end)
4️⃣ Hoetina any ilay billey dia bona bona amzay ehh 😋

⚠️ FANAMARIHANA :
• Alefaso avy hatrany ny vola raha vao misy client mandoa.
• Payé aty amin'ny Afom-paritany vao consommé
• Soraty eo amin'ny commentaires isaky ny fokonolona "Fokonolona - Anarana – Numéro billet" ho fanaraha-maso.
• Ohatra : "RABODO : Rasoa - 1-5 ; Bozy - 6-10 ..."
• Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny 0349712888 na 0382368019

Alefaa AFO Analamanga Atsinanana ❤️‍🔥

BEE PRECIOUS and TAKE ACTION 2026!! 🐝✨Notanterahana ny 21-22 Martsa teo. Izay nisongadinan’ny fandehanay lamasinina na i...
23/03/2026

BEE PRECIOUS and TAKE ACTION 2026!! 🐝✨

Notanterahana ny 21-22 Martsa teo. Izay nisongadinan’ny fandehanay lamasinina na ihany koa hoe « train » 🚆 , sy ny dià tongotra lava nanaovanay TAKE ACTION alohan’ny nahatongavanay teny Anjeva.

Teny amin’ny Espace Aceem kosa no nanantanterahana ny BEE PRECIOUS 🐝

Nisongadina ihany koa ny Ranivo tamin’ny fikarakarana sakafo avy eny Fort Dauphin 🐬 🥗🦐🍤





📌GALATIANA 6:9 « Ary aza mba ketraka amin’ny fanaovan-tsoa isika; fa amin’ny fotoan’andro no hijinjantsika, raha tsy rer...
01/03/2026

📌GALATIANA 6:9
« Ary aza mba ketraka amin’ny fanaovan-tsoa isika; fa amin’ny fotoan’andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika. »


« Faisons le bien sans nous décourager. Oui, si nous allons jusqu’au bout, nous récolterons quand le moment sera venu. »

« So let us not become tired of doing good; for if we do not give up, the time will come when we will reap the harvest. »

Bon début de semaine à tous!! 🥰💕 -Ranivo🫶🏽


24/02/2026
🗓️21 Febroary 2026:Andron’ny fahampatsiarovana 2026 ny finamanantsika maneranan’i Madagasikara !!!⚜️🇲🇬📍Nontotosaina tao ...
21/02/2026

🗓️21 Febroary 2026:Andron’ny fahampatsiarovana 2026 ny finamanantsika maneranan’i Madagasikara !!!⚜️🇲🇬

📍Nontotosaina tao @ Gymnase couvert Mahamasina

👯👯👯👯







📀Tao anatin’izany fanokafana ny fankalazana ny faha 80 ny Afo izany ihany no nandraisanay anjara tamin’ny fahampafantara...
08/02/2026

📀Tao anatin’izany fanokafana ny fankalazana ny faha 80 ny Afo izany ihany no nandraisanay anjara tamin’ny fahampafantarana ny tantaran’ny fokonolona RANIVO 🎞️

Fière d’être une RANIVO🔥✊🏽🩶🤍

Voninahitra an’I Jesoa irery ihany!





📌07/02/26             ✝️« Satria velona Aho, dia ho velona ihany koa ianareo »                       JAONA 14:19b🤍Fanoka...
08/02/2026

📌07/02/26

✝️« Satria velona Aho, dia ho velona ihany koa ianareo »
JAONA 14:19b🤍

Fanokafana ny faha 80 taona ny Afo teto !!! 🌟



!!!
27/01/2026

!!!

🛑 NY TENA NAMANA 🛑

✳️ Ny tena namana dia izay mikatsaka ny mahasoa anao . Manitsy raha misy hadisoana, tsy tokony ho mena- maso raha hiteny .

✳️Tsy mamaly ratsy fa mitia ny namana tahaka ny tena.

✳️Tsy mamadim- pitokisana .

✳️Tsy tia FOSAFOSA, tandremo fa ny FIFOSANA dia MANIMBA fiainan'olona , manimba ny HASIN' NY MAHA- OLONA, ary MAHAFATY olona maro mihitsy aza noho ny adin'ny fifosana.

Ry Havana , ny Hendry ihany no anarina . Tandrovy ny FITIAVANA ary porofoy amin'ny maha- Kristianina izany .

©️ Monseigneur Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA
#📸 Mpanazava

Address

Làlana Nanisana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokonolona Ranivo Baobab Mifankatia Ambanidia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share