Voronkely Fjkm Avaratr'Andohalo Andiany Railovy

Voronkely Fjkm Avaratr'Andohalo Andiany Railovy Sampana iray ao anatin'ny Sampana Mpanazava sy Tily ao Avaratr'Andohalo izahay. Mitaiza sy manabe !

30/05/2026

Andro 2 amin'ny fitadiavam-bola ho an'ny Vondrona Mpanazava☺️

Misy cadeaux ho ani Neny ato aminay❤️
Ato amin'ny Le Pavé Antaninarenina Stand n°30❤️

Tongava r'ise❤️

26/05/2026


💛💛💛

Shalom, 🩵🤍Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany.                           Oh...
18/05/2026

Shalom, 🩵🤍

Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany.

Ohabolana 3: 27

Faly izahay mampahafantatra anareo 🤗 ity Hetsika fitadiavam-bola voalohany ho an’ny lasy lehibe ny vondrona Mpanazava anay ity.

Ho tanterahina ny 29 sy 30Mai 2026 ho avy izao.

Hetsika izay karakarain’ny Blessing Event ho an’ny fetin’ny reny ka manana anjara Stand iray ao amin’ny le Pavé Antaninarenina ny vondrona maminay.🤗

Manasa antsika rehetra hanohana sy handalo hitsidika. Mankasitraka eh!??🟡🔴

lehibe ho anay ny fanohanan'ise🙏🙏


19/02/2026
Manasa an'ise izahay! 💛💚❤️  🩵🤍
19/02/2026

Manasa an'ise izahay! 💛💚❤️

🩵🤍

⚜️ 𝑭𝑨𝑵𝑬𝑲𝑬𝑵𝑨 𝑴𝑷𝑰𝑨𝑵𝑫𝑹𝑨𝑰𝑲𝑰𝑻𝑹𝑨 ⚜️

“Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao… Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.''

Matio 5:14–16

🙏 Fifaliana ho anay SAMPATI Fivondronana faha-XII ny firosoan'ireto Mpiandraikitra ireto ho amin'ny 𝗙𝗔𝗡𝗘𝗞𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗞𝗜𝗧𝗥𝗔

💒 𝐅𝐉𝐊𝐌 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫'𝐀𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐥𝐨
📆 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 22 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 2026
⏰ 8 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚

Hery lehibe ho azy ireo ny fanotronan'ise fa indrindra ny fitondrana am-bavaka azy ireo sy izany fotoan-dehibe izany.




✍️ Ryan
🖼️ Soa-Anja

29/01/2026




💛💛💛🩵🤍

🎉 Tratry ny taona 2026 🎉“Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia Olin-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, ...
31/12/2025

🎉 Tratry ny taona 2026 🎉

“Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia Olin-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo” - II Korintiana 5,17

Ho taona feno fahobiazana sy hafaliana anie ity taona vaovao ity🙏
🖼️Ainga

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Fjkm Avaratr'Andohalo Andiany Railovy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share