03/09/2018
Voninahitra ho an'Ilay Tompo Tsara indrindra. Noho ny fitahiany dia tontosa soa aman-tsara ny asa fitoriana filazan-tsara an-kira nokasain'ny Antoko mpihira Feo Fiderana. Misaotra Azy, midera Azy.
Maneho fisaorana an'ireo mpiara-miasa rehetra.
Misaotra indrindra koa antsika mpianakavin'ny finoana, havana, namana tamin'ny fanohanana rehetra sy fanotronana ny fotoana.
Mirary ny fiadanan'ny Tompo.