Tanora Miavaka

Tanora Miavaka Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao amin'ny fahatanoranao fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny,ny fitondran-tena,ny fitia

MANAOVA DINGANA NY HO AMIN'NY HO AVINAO SY NY MANDRAKIZAY NAO
// JEFIH

30/01/2026

Fiadanana ho antsika mpanaraka ny pejy Tanora Miavaka. Iza avy no maniry mba te hanana playback ny hira izay mba tinao.

Afaka esorinao maimaimpoana ho anao izany.

Soraty ao am commentaire hoe za mila izay rehetra liana amin'izany.

Dia alefaso ao lay hira tinao atao playback fa izahay no hanala ny vocal ho anao.

Aza adino ny manao Jaime ny pejy. Dia asao ny namanao hiditra anatin'ny pejy.

Mitomboa am fahasoavana ao amin'i Jesosy Kristy

Za dia mino fa tsy misy olona ka mendrika ny ho any amin'ny helo izany.  Fa ny rehetra dia mendrika ho any amin'ilay par...
21/03/2025

Za dia mino fa tsy misy olona ka mendrika ny ho any amin'ny helo izany.

Fa ny rehetra dia mendrika ho any amin'ilay paradisa daholo satria efa maty ho antsika Jesosy Kristy.

Efa voavela anie ny helokao fa ianao no tsy nahalala satria efa maty ho anao Jesosy Kristy.

Miandry ny fanampahan-kevitrao Andriamanitra. Aza ela fa rahampitso mety tsy antsika intsony

30/09/2024

Tsy misy loharano velona ankoatran'i Jesosy Kristy. Tia anao Jesosy Kristy.

20/03/2024

Mahay ny zavatra rehetra Andriamanitra na eto Madagasikara aza. Tsy manova ny Fanahy Masina zay misy anao. Tsy manova ny ran’i Jesosy i Madagasikara. Minoa fa afaka manafaka anao Jesosy Kristy

06/01/2024

❤️❤️Bonne année 2024❤❤

22/12/2023

Aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao, amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana. 1 Timoty 4:12

Fotoana tokony hisaoranao an'Andriamanitra izao. Anisan'ny antony mahatonga ny fiainanao tsy afaka mandroso dia noho ny ...
04/12/2023

Fotoana tokony hisaoranao an'Andriamanitra izao. Anisan'ny antony mahatonga ny fiainanao tsy afaka mandroso dia noho ny tsy fahaizanao misaotra. Mba efa nanokana fotoana ve ianao nitanisa ireo soa rehetra nataon'Andriamanitra teo ? Nifaly tamin'izay rehetra efa nomen'Andriamanitra anao? Fotoana izao

09/11/2023

Izay tsy hain'ny olona atao dia hain'Andriamanitra.
Fotoam-bavaka izay hamangian'ny Fanahy Masina ny alahady 26 Novembre manomboka @2 ora tolakandro. mitomboa amin'ny fahasoavana

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Miavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share