STK Tsantan'ny Filadelfia Andranoro

STK Tsantan'ny Filadelfia Andranoro Sampana iray ao anatin'ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andranoro, mitaiza tanora amin'ny maha olona manontolo (vatana, saina ary indrindra Fanahy).

Mitory ny Filazantsara dia Jesoa Kristy Tompo.

Vita soa fitoriana taty FJKM TSIAROFARANO LOVASOA ✨❤️ voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🙏🏼 mankasitraka tam fandrais...
01/08/2026

Vita soa fitoriana taty FJKM TSIAROFARANO LOVASOA ✨❤️ voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🙏🏼 mankasitraka tam fandraisana fa nahafinaritra ❤️✨

01/08/2026
Fandraisana anjaran'ny ankizy nanao 5min sekoly alahady sy vakiteny tao am FJKM MAHABO FANANTENANA 🙏🏼✨TANORA FIANARANA H...
27/07/2026

Fandraisana anjaran'ny ankizy nanao 5min sekoly alahady sy vakiteny tao am FJKM MAHABO FANANTENANA 🙏🏼✨TANORA FIANARANA HO AN'NY MINO✨❤️

Nahafinaritra ny fandraisana ❤️ mankasitraka ny SAMPATI FJKM MAHABO FANANTENANA 🙏🏼 mirary anareo ho tahin'Andriamanitra ...
26/07/2026

Nahafinaritra ny fandraisana ❤️ mankasitraka ny SAMPATI FJKM MAHABO FANANTENANA 🙏🏼 mirary anareo ho tahin'Andriamanitra hatrany ✨toy izao zahay rehefa misakafo anh 🤩

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🙏🏼tontosa soa ny fitoriana izay natao tao am FJKM MAHABO FANANTENANA androany🙏🏼🎤
26/07/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🙏🏼tontosa soa ny fitoriana izay natao tao am FJKM MAHABO FANANTENANA androany🙏🏼🎤

Address

Antananarivo

Telephone

+261340224193

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK Tsantan'ny Filadelfia Andranoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share