25/07/2022
https://www.facebook.com/232226960807256/posts/993224368040841/?app=fbl
Tompo Malala ô, isaky ny fanapahan-kevitra ho raisina, sy isaky ny olana tokony ho vahàna dia ampio aho tsy hiankina amin'ny fahalalako, fa hatoky Anao amin'ny foko rehetra.