FJKM Anosivavaka Live

FJKM Anosivavaka Live Andao hiaraka hidera

16/08/2026

ALAHADY 16 AOGOSITRA 2026

14/08/2026

« Ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan’ny voahosotro mandrakizay izy. I Sam 2 : 35 b »

Ny Raiaman-dreny Mpitandrina mivady, ny Biraon’ny Fiangonana, ny Voameran’ny serasera, ny sampana sy ny fikambanana rehetra dia maneho fisaorana sy fankasitrahana antsika Taranakin’ny FJKM Anosivavaka rehetra tonga maro be ary tena nandray anjara mavitrika tokoa ka nahatrarantsika ny tanjona napetraka.

Andriamanitra manan-karem-pahasoavana hampitoetra sy hampiorina ho taranaka maharitra ao Aminy.

Hoan’Andriamanitra irery ny Voninahitra.

Alahady 02 Aogositra 2026« MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY TOMPO »« Ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatreha...
06/08/2026

Alahady 02 Aogositra 2026

« MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY TOMPO »

« Ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan’ny voahosotro mandrakizay izy. I Sam 2 : 35 b »

Fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny FETIN’NY TARANAKA 2026.

Litorijia endriny faharoa

Perikopa : I Sam 02/ 35 - 36 Mat 24/ 45 - 51 Asa 10/ 01 - 08

Fintin’ny toriteny :
Havaozin’ Andriamanitra ny taranaky ny FJKM Anosivavaka
1. Mba ho tena mahatoky : manatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra
2. Mba hanampaharetana amin’ny fanompona Azy

Hoan’ Andriamanitra irery ny voninahitra

FETIN'NY TARANAKA 2026Alahady 02 Aogositra 2026 harivaFiderana : "Taranaka maharitra"
04/08/2026

FETIN'NY TARANAKA 2026

Alahady 02 Aogositra 2026 hariva

Fiderana : "Taranaka maharitra"

04/08/2026
02/08/2026

FETIN'NY TARANAKA 2026
Alahady 02 Aogositra 2026

02/08/2026

FETIN'NY TARANAKA 2026
ALAHADY 02 AOGOSITRA 2026

01/08/2026

« Ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan’ny voahosotro mandrakizay izy. I Sam 2 : 35 b »

Alahady 2 Aogositra
•⁠ ⁠Fanompoam-pivavahana manomboka amin’ny 8 ora maraina
• Fitiliana diabeta sy fitsapana tosidrà maimaim-poana
• Varotra sakafo isan-karazany
•⁠ ⁠Rindran-kira « Taranaka maharitra » manomboka amin’ny 2 ora tolakandro

Andao ary tompoko.FJKM Anosivavaka Ambohimanarina
01/08/2026

Andao ary tompoko.
FJKM Anosivavaka Ambohimanarina

FJKM Anosivavaka Ambohimanarina
29/07/2026

FJKM Anosivavaka Ambohimanarina

Fetin’ny taranaka 2026

« Ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan’ny voahosotro mandrakizay izy. I Sam 2 : 35 b »

Address

Fjkm Anosivavaka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Anosivavaka Live posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share