Centre Islamique pour la Culture et le Développement

Centre Islamique pour la Culture et le Développement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Islamique pour la Culture et le Développement, Religious organisation, 67 Ha Nord Ouest, Antananarivo.

28/08/2026
27/08/2026

TA'LIM HOAN'NY VEHIVAVY - CICD 67ha

✨ Ny vehivavy ato anatin'ny finoan Islamo dia manana toerana sy andraikitra lehibe. Tsy natao ho an'ny tenany ihany ny finoany, fa misy fiantraikany amin'ny fianakaviany sy ny taranaka ho avy.

Tohin'ny lohahevitra mifototra amin'izany indrindra no Ta'lim izay iarahana amin'ny Oustaz ny alahady 30 Aogositra 2026 amin'ny 2Ora tsy diso ato amin'ny 67HA NORD OUEST hoavy izao.

✅ Koa manentana anareo vehivavy hatrany izahay ny amin'ny fanatrehana ny Ta'lim toizao, satria io mba fotoana hahafahantsika mampitombo sy mampiakatra ny fahalalana ato anatin'ny finoana Islamo noho ny didy aman'andraikitra izay sahaninareo vehivavy.

Ampilazao ny namanao ary zarao ny publication ntsika.

26/08/2026

Voyage Oumrah manaraka.
Départ : 22 Décembre 2026
Retour : 2 Janvier 2027
Tarifs tsy niova : 9.900.000Ar

26/08/2026

CICD no safidy voalohany ho an’ny Oumrah eto Madagasikara

🔴 OUMRAH MIARAKA AMIN’NY CICD.Mitady Oumrah izay tsy vitan’ny hoe mandeha any Makkah sy Madinah fotsiny ianao, fa tena f...
26/08/2026

🔴 OUMRAH MIARAKA AMIN’NY CICD.

Mitady Oumrah izay tsy vitan’ny hoe mandeha any Makkah sy Madinah fotsiny ianao, fa tena feno fanompoana, fianarana ary traikefa tsy hay hadinoina⁉️

👉 CICD no safidy voalohany ho an’ny Oumrah eto Madagasikara ‼️

🕋 Fanompoana mifanaraka amin’ny Kor’an sy Sounnah.

✅ Ny programa dia karakaraina mba hahafahan’ny mpanao Oumrah manatanteraka ny fanompoany araka ny tokony ho izy, miaraka amin’ny fanoroana sy fanazavana ilaina mandritra ny dia.

🎓 Mpitarika manana traikefa sy fahaizana.

✅ Ireo mpitarika dia olona manana traikefa amin’ny fitantanana Oumrah ary manana fototra ara-pahalalana islamika, satria nianatra sy nahavita fianarana tao amin’ny Université Islamique de Médine.

Sheikh Djamildine Abou Abdallah
Sheikh Zakaria Managna

🤝 Sarany mirary, satria mitsinjo ny vahoaka mpino Islamo.

✅ Ny tanjonay dia ny hanamora ny fahafahan’ny maro manao Oumrah, ka ezahinay atao mirary araka izay tratra ny sarany, nefa tsy atao ambanin-javatra ny kalitaon’ny fikarakarana.

🔐 AMANAH ny volanareo!

✅ Ny vola apetrakareo aminay dia fitokisana sy andraikitra lehibe. Izay mandoa sy voasoratra amin’ny programa dia karakarainay hatramin’ny farany, satria raisinay ho Amanah eo anatrehan’i Allaah izany.

🕋 Tsy Oumrah fotsiny, fa dia feno traikefa
Ankoatra ny fanompoana, dia misy ihany koa : • Fitsidihana ireo toerana manan-tantara ao Makkah sy Madinah.
• Fihaonana amin’ireo manam-pahaizana sy fikambanana samihafa.
• Fandaharam-potoana manokana mampitombo ny fahalalàna sy ny fahatsiarovana tsara.
• Fikarakarana sy fanaraha-maso mandritra ny dianareo.

✨ Izany indrindra no mampiavaka ny Oumrah miaraka amin’ny CICD.

✅ Ireo mpanao Oumrah niaraka taminay tamin’ny volana Aogositra 2026 ity dia nanatri-maso sy niaiky fa anisan’ny tombony lehibe azon’izy ireo ny fitsidihana toerana manan-tantara maro, izay tsy dia mbola fahita matetika.
Noho izany, miaraka amin’ny CICD, tsy ny hahatongavana any amin’ny Haramain ihany no tanjona, fa ny hahatonga ny dianao ho feno fanompoana, fahalalàna, traikefa ary fahatsiarovana tsy hay hadinoina.

🕋 Oumrah manaraka izay lehibe indrindra :

👉 Départ 22 Décembre 2026
👉 Retour 2 Janvier 2027
👉 Tarifs 9.900.000 Ariary
👉 Contact 0327464072

🗣️ CICD no safidy voalohany ho an’ny Oumrah eto Madagasikara.

Address

67 Ha Nord Ouest
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

+261327464072

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Islamique pour la Culture et le Développement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Centre Islamique pour la Culture et le Développement:

Shortcuts

Share