08/08/2019
Bonsoir daholo o, salama daholo ve ny ondrin'i Jesosy ato??๐..Ity indray ary ny vaovaotsika ato
Araka ny mahazatrantsika dia 11 Aogositra 2019 tolakandro izao ny FIVORIANTSIKA etsy @ SEKOLY FANANTENANA FLM 67Ha,
Hifidy Filoha Lefitran KT vaovao, handinika ny momba ny fandehanana ZFLMAAA any Ifanadiana @ Octobre ary hitondra am-bavaka ireo mpanala fanadinana isika koa manentana sy manantena ny fahatongavantsika maro . โบโบ
Ankoatr'izay dia faly miarahaba an'i Andriamihanta nahatratra ny tsingerin-taona androany dia Jesosy Kristy Tompo hombanao rehetra ataonao ๐๐๐ Mirary soa be dia be ny ondrin' tatie rehetra.
Aza adino ary ny fotoantsika izao etsy 67HA. ๐๐