Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar -FJKM

Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar -FJKM Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar se trouve à Madagascar. La société travaille sur Religion comme activités d'affaires. -

17/01/2026


Fandaminana farany ny amin'ny fotoana Alahady 18 Janoary 2026 / Coliseum ny anio

●Samy miomana am- panahy isika mpianakavin'ny finoana,
●Samy manao ho zava- dehibe ny fiombonana sy ny fiaraha- mietana ny isaky ny: Synodam-paritany, fitandremana, sampana ( miray toerana, fanamiana, banderole...)
●samy mitrotro amim-bavaka ny fandaminana farany, ireo manana andraikitra rehetra, ireo Raiamandrenintsika BMF,MF, MPANATANTERAKA rehetra, PS, MPITANDRINA sy KD amin'ny fanomanana isan-tokony
👉Eny amin'ny coliseum Antsonjombe rahampitso ary ny fotoana e😃😃👍:
●7 ora: Asa sy fampaherezana
●9 ora sy 30 mn: fitondrana amim-baraka ny filohan'ny FJKM mianakavy sy ny Taom-piasana FJKM 2026.
Mivatsy elo, satroka, ny rano: misy ny loharano Aina eny...☔️🌂👒🧢
Samia Tahiana!

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar -FJKM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar -FJKM:

Shortcuts

Share