FMFOI Apostolic

FMFOI Apostolic Ziona FMFOI est une église chrétienne fondée selon l’appel de Dieu par l’Apôtre Benjamina. Sa mission se traduit par le prêche de la Vérité biblique.
(1)

Fiangonana iray izay « natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efesiana 2:20)

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA📆 Sabotsy 22 aogositra 2026  -📍Trano Fivavahana FMF...
24/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA
📆 Sabotsy 22 aogositra 2026 -
📍Trano Fivavahana FMFOI TSARAKOFAFA TOAMASINA

©️ 2026

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA📆 Sabotsy 22 aogositra 2026  -📍Trano Fivavahana FMF...
24/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA
📆 Sabotsy 22 aogositra 2026 -
📍Trano Fivavahana FMFOI Itaosy

©️ 2026

19/08/2026

"SEMINERAN'NY ZAVA-MIAFIN'NY HERIN'ANDRIAMANITRA"
📌Fmfoi Antandrokomby
📅Sabata 15 Août 2026
✅Anisan'ny toerana notsidihan'i Apostoly Benjamina ihany koa ny fiangonana teto Antandrokomby RN1 ny Sabata lasa teo, izay nitondrany fampaherezana tao anatin'izao fanantanterahana ilay seminera eto amin'ny fmfoi.
✅Manitatra, mikarakara, ary manatsara ny trano fivavahana ihany koa ny mpino eto an-toerana. Izany moa dia ao anatin'ny firaisan-tsaina sy firaisan-kina ary ao anatin'ny fo feno fitiavana tanteraka mba ho vita haingana ihany koa mba hitaomana ny olona ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
📖Hagay 1:8 "Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah."
🎥TV7FOI Madagascar

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA📆 Sabata 15 aogositra 2026 📍Trano Fivavahana FMFOI ...
19/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny SEMINERAN’NY ZAVA-MIAFIN’NY HERIN’ANDRIAMANITRA

📆 Sabata 15 aogositra 2026
📍Trano Fivavahana FMFOI Marovato Abattoir Mahajanga

©️ 2026

🙏 𝗔𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻’𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮Misy fotoana isika matory amin’ny alina, mangina ny manodidina… ...
19/08/2026

🙏 𝗔𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻’𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮

Misy fotoana isika matory amin’ny alina, mangina ny manodidina… nefa 𝒃𝒆 𝒕𝒂𝒃𝒂𝒕𝒂𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒐 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂. 😔
Mieritreritra izay hitranga rahampitso, matahotra ny zavatra mbola tsy nitranga, mamerina hatrany izay efa lasa…

Ary indraindray, 𝙩𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖-𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙞𝙨𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙖𝙙𝙖𝙣𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖, 𝙛𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙧𝙞𝙩𝙧𝙚𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖.

Hoy anefa ny Tenin’Andriamanitra:

📖 « Apetraho aminy ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo. » — 1 Petera 5:7

Tsy nilaza Andriamanitra hoe: “𝙀𝙣𝙩𝙤 𝙞𝙧𝙚𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙤.”
Fa hoy Izy: “𝘼𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖𝙝𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙠𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮.” 🤲

Rehefa tsy hitanao intsony izay vahaolana, 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙫𝙖𝙝𝙖.
Rehefa tsy hainao izay tokony hatao, 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙫𝙖𝙝𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙢𝙖𝙩𝙤𝙠𝙞𝙖 𝘼𝙯𝙮.
Rehefa tsy voafehinao intsony ny zava-mitranga, 𝙖𝙫𝙚𝙡𝙖𝙤 𝙚𝙤 𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣’𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖. ❤️

Tsy voatery ho fantatrao anio izay hitranga rahampitso.
Ny ilainao dia ny mahafantatra fa 𝙚𝙛𝙖 𝙚𝙤 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙤.

Koa aza avela hamono ny fiadananao ny zavatra mbola tsy nitranga.
𝙉𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙝𝙮 𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮, 𝙖𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖𝙝𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙄𝙡𝙖𝙮 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙖𝙯𝙮. 🙏

Raha mino ianao fa miahy anao Andriamanitra, soraty eto ambany: “MATOKY ANAO AHO, TOMPO Ô.” ❤️

Ary zarao amin’olona iray izay mila mahatsiaro androany fa 𝙩𝙨𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙧𝙮 𝙞𝙯𝙮. 🤝



©️ 2026

🎤 Asa fitoriana filazantsara FmFoi                               Moramanga🎤📢👉Tatitra an-tsary momba ny asa fitoriana fil...
18/08/2026

🎤 Asa fitoriana filazantsara FmFoi
Moramanga🎤📢

👉Tatitra an-tsary momba ny asa fitoriana filazantsara niarahana tamin'ny Sampana Velona Taty @ faritra Atsimo ny Moramanga: Akalamanjana, porte à porte, fizarana flyers.
👍Alakamisy 06 sy 13 Août 2026

👉Matio 10:8
"...Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana."
maintsy tafita ny fahamarinana
maintsy tafita ny fiangonana

🎉 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tanteraka soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara ankalamanjana...
17/08/2026

🎉 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tanteraka soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara ankalamanjana izay notanterahin'ny FIANGONANA FMFOI eto Fianarantsoa ny andron'ny Alahady 16 Aogositra 2026 Teto Ankidona .

🔸Tsy vitsy arak'izany ireo olona resy lahatra ny Amin'ny teny fahamarinana izay nozaraina teny an-toerana no Tonga nanantona ka nametraha-tanana.

✨Matio 05:14: "Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo" an-tampon-tendrombohitra."

©️ 2026

📸 Fintina an-tsary ny fiaraha-mivavaka📆 Sabata 16 aogositra 2026 📍Trano Fivavahana IVANDRY©️ 2026
17/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny fiaraha-mivavaka
📆 Sabata 16 aogositra 2026
📍Trano Fivavahana IVANDRY

©️ 2026

📸 Fintina an-tsary ny VOALOHAM-BOLANA📆 Zoma 14 aogositra 2026  -📍Trano Fivavahana FMFOI  Marovato Abattoir Mahajanga©️ 2...
17/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny VOALOHAM-BOLANA
📆 Zoma 14 aogositra 2026 -
📍Trano Fivavahana FMFOI Marovato Abattoir Mahajanga

©️ 2026

📸 Fintina an-tsary ny VOALOHAM-BOLANA📆 Zoma 14 aogositra 2026  -📍Trano Fivavahana FMFOI  Honey Moon Ampasika©️ 2026     ...
17/08/2026

📸 Fintina an-tsary ny VOALOHAM-BOLANA
📆 Zoma 14 aogositra 2026 -
📍Trano Fivavahana FMFOI Honey Moon Ampasika

©️ 2026 Voir moins Voir moins

Address

Ambohimamory
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMFOI Apostolic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FMFOI Apostolic:

Shortcuts

Share