FJKM Ankadivoribe Famonjena

FJKM Ankadivoribe Famonjena "Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra. "Efesiana 2:8 Ankadivoribe Famonjena

11/08/2026
Alahady 9 Aogositra 2026 - Mialy Rakotomamonjy
06/08/2026

Alahady 9 Aogositra 2026 - Mialy Rakotomamonjy

03/08/2026
“TANTERAHO NY FANOMPOANAO.”2 TIMOTY 4:5dTsy miankina amin’ny herintsika na miandry antsika Andriamanitra vao manatantera...
01/08/2026

“TANTERAHO NY FANOMPOANAO.”
2 TIMOTY 4:5d

Tsy miankina amin’ny herintsika na miandry antsika Andriamanitra vao manatanteraka ny asany. Kanefa, noho ny fitiavany antsika ao amin’i Jesoa Kristy, dia miantso antsika Izy sady manome fahasoavana sy andraikitra antsika mba hiara-miasa Aminy.

Koa tanteraho amim-pitiavana sy amim-pahamarinana ny asa fanompoana, satria Andriamanitra no miasa ao anatintsika sy amin’ny alalantsika hahatanteraka ny sitrapony, mba ho Azy irery ny voninahitra.

Mpitandrina Rakotonindrainy Jaona

Address

FJKM Ankadivoribe Famonjena
Antananarivo
SPAA11ANTANANARIVOATSIMO

Opening Hours

Monday 06:00 - 07:00
Tuesday 06:00 - 07:00
Wednesday 06:00 - 07:00
Thursday 06:00 - 07:00
Friday 06:00 - 07:00
Saturday 06:00 - 07:00
Sunday 09:30 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ankadivoribe Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category