ECAR St Raphaël Amboniriana

ECAR St Raphaël Amboniriana Natao hifampizarana ireo vaovao mikasika ny asa sy ezaka na fety atao ao @ EKAR Masina Rafaely Amboniriana, Anjeva Gara.

ECAR St Raphaël Amboniriana / EKAR Masina Rafaely Amboniriana

Pejy natao hifampizarana ireo vaovao mikasika ny asa sy ezaka na fety atao ao @ EKAR Masina Rafaely Amboniriana, Anjeva Gara.

13 taona lasa izay.Kardinaly tsotra, nankafy ny tsy fanononana ny anarany. Tonga tao Vatican tahaka ireo Kardinaly hafa ...
13/03/2026

13 taona lasa izay.
Kardinaly tsotra, nankafy ny tsy fanononana ny anarany. Tonga tao Vatican tahaka ireo Kardinaly hafa mba hanatanteraka ny andraikiny tamin'ny fifidianana Papa.

Papa François, Jorge Mario Bergoglio, teraka tany Arzantina tamin'ny 1936, no voafidy ho papa faha-266 ho an'ny Fiangonana Katolika tamin'ny 13 Martsa 2013, nandimby an'i Papa Benoit XVI.

Mivavaha isika ho an’ny fanahiny. Amen

(Jean-Chrysostomos Andriamahazosoa)

Address

Amboniriana, Anjeva Gare
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECAR St Raphaël Amboniriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category