SVM Jerosalema Vaovao Belanitra

SVM Jerosalema Vaovao Belanitra Fiadanana o! Efa nandramanao ve ny mifaly sy mikorana lavitry ny zava-mahadomelina? Andramo 😍

♥️Mbola manohy hatrany ny "service traiteur" ihany koa ny Rantsana Fanantenana Belanitra Ilafy , afaka mandefa mifampire...
18/09/2023

♥️
Mbola manohy hatrany ny "service traiteur" ihany koa ny Rantsana Fanantenana Belanitra Ilafy , afaka mandefa mifampiresaka ao @ message privée na manatona anay mivantana ianareo🙂😊

Na hikarakaraka mariage na fety hafa ihany koa an🥰

Tahin'ny Tompo iaby oo!

30/08/2023

Fiadanana🤗

Manasa antsika handefa hafatra miafina @ compte Rantsana Fanantenana Belanitra Ilafy ny amin'izay fiaraha-miasa rehetra tiantsika hiarahana hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ,♥️🤗

-Antsam-panahy
-Service traiteur
-Fanatanjahantena (foot)
-Samihafa

Tahin'ny Tompo o!!! Hahefa be hatrany anie isika

03/08/2023

Fiadanana🤗

Manasa antsika handefa hafatra miafina @ compte Rantsana Fanantenana Belanitra Ilafy ny amin'izay fiaraha-miasa rehetra tiantsika hiarahana hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ,♥️🤗

Tahin'ny Tompo o!!! Hahefa be hatrany anie isika

🌺 Fiadanana 😊🌺☀️Efa azotsika jifaina any @ mpikambana rehetra ato am Sampana Vokovoko Manga FJKM Belanitra ny tapakila h...
08/06/2023

🌺 Fiadanana 😊🌺

☀️Efa azotsika jifaina any @ mpikambana rehetra ato am Sampana Vokovoko Manga FJKM Belanitra ny tapakila hahafahana mijery ny sarimihetsika "MALOK'ILA LE GRAND RETOUR"

☀️Afaka mandefa message privé ihany koa isika😊😊

🥰Aza adino 24 Jona ao @ CFP Belanitra (Tefisoa) @ sarany tokana: 3000Ar

🌺💕Fetin'ny reny🌺💕Ny tonom-bavakay tsy ho anio ihany dia :✨Ho reny ho heniky ny fahendren'i Kristy anie ianareo✨Ho reny v...
04/06/2023

🌺💕Fetin'ny reny🌺💕

Ny tonom-bavakay tsy ho anio ihany dia :

✨Ho reny ho heniky ny fahendren'i Kristy anie ianareo
✨Ho reny voatafy ny herin'Andriamanitra
✨Ho reny feno fiadanana tsy mety levona
✨Ho reny hianoka fifaliana noho izahay zanaka
✨Ho reny tia vavaka sy tia tenin' Andriamanitra
✨Ho reny fitaratra @ fanompoana an' Andriamanitra

💕Reny tianay💕

Izahay kosa, ho zanaka mpankato, ho zanaka hendry ary ho antom-pifalianarel🥰

Tahin'i Jesoa manokana anie ny reny rehetra

06/06/2022

Address

Belanitra
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SVM Jerosalema Vaovao Belanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to SVM Jerosalema Vaovao Belanitra:

Share