VDFI Vondrom-bavaka Dian'ny FInoana
Mpitory Filazantsara Miaramiasa sy ireo mpitory (ankira etc..) tsy ankavanaka.

Ny VDFI dia vondrom-bavaka tsy miankina ary manana tanjona ny hitory ny Filazantsara rehetra. Ny fitoriana ankalamanjana (évangelisation de masse) no tena manavanana azy.

10/09/2026
09/09/2026

🙏Mankasitraka ireo niray sehatra taminay "VDFI Mpihira" t@hetsika MANDRESY Tour Tao Tamatave

indray ‼

🔴🔥MANDRESY TOUR Nahaliana tokoa ny mponin'i Toamasina📌Notanterahana ny alahady 06 septambra lasa teo. tany Toamasina ny ...
08/09/2026

🔴🔥MANDRESY TOUR
Nahaliana tokoa ny mponin'i Toamasina

📌Notanterahana ny alahady 06 septambra lasa teo. tany Toamasina ny Mandresy Tour Tamatabe.

📌Vory lanona ny mponin’ny toamasina nanoloana ny « Toamasina 501 » ary tsy nisaraka raha tsy efa tena alina.

📌Nifandimby teo amin’ny sehatra ny Feon’ny Mpandresy, Unis pour Jesus, ny Revival Messengers Tamatave, ny VDFI Mpihira ary namarana azy ny tarika Isaac de Paul..

📌Hira, hafatra ho fampaherezana ary fiderana mafana no nameno ny sehatra nandritra ny 4 ora nisesy.

📌Mbola hitohy any amin'ny faritra hafa moa sy any ivelan’i Madagasikara ny hetsika Mandresy tour.

🙏 MANDRESY TOUR TAMATAVE
08/09/2026

🙏 MANDRESY TOUR TAMATAVE

🔴🔥MANDRESY TOUR
Nahaliana tokoa ny mponin'i Toamasina

📌Notanterahana ny alahady 06 septambra lasa teo. tany Toamasina ny Mandresy Tour Tamatabe.

📌Vory lanona ny mponin’ny toamasina nanoloana ny « Toamasina 501 » ary tsy nisaraka raha tsy efa tena alina.

📌Nifandimby teo amin’ny sehatra ny Feon’ny Mpandresy, Unis pour Jesus, ny Revival Messengers Tamatave, ny VDFI Mpihira ary namarana azy ny tarika Isaac de Paul..

📌Hira, hafatra ho fampahereza ary fiderana mafana no nameno ny sehatra nandritra ny 4 ora nisesy.

📌Mbola hitohy any amin'ny faritra hafa moa sy any ivelan’i Madagasikara ny hetsika Mandresy tour.

06/09/2026

MANDRESY TOUR 2026
Tamatave 501

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VDFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share