Lahika manohana Seminarista

Lahika manohana Seminarista Samy Mifampirary Soa (SMS) Hizarana vaovao mahakasika ny tontolo na ny fankalazana ny fetin'izy ireo sy ny fampianaram-pinoana avy amin'izy ireo.

Tsy fikambanana ny Lahika manohana Seminarista fa pejy natokana hifampizarantsika sary fanehoana, fanohanana, fankaherezana sy firariantsoa ny Seminarista sy ny Pretra.

09/05/2026

Rahampitso indray ny fotoanantsika โค๏ธ
Mivavaka - Miala voly - Manohana
Taomy ny namana ary e ๐Ÿ‘

๐Ÿ™
23/04/2026

๐Ÿ™

๐Ÿ˜‡
23/04/2026

๐Ÿ˜‡

๐Ÿ•Š๏ธ
13/04/2026

๐Ÿ•Š๏ธ

01/04/2026

MESSE CHRISMALE
Eokaristia masina hanavaozana ny tokim-panompoanโ€™ny Pretra sy hanamasinana ireo diloilo ampiasaina ato aminโ€™ny Eglizy katolika (SC - OC - OI)

Miarahaba sy mirary soa ny Pretra rehetra amin'izao fetinareo izao ๐Ÿ™

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lahika manohana Seminarista posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share