Fiangonana PARKA Filadelfia Zanakandriamanitra

Fiangonana PARKA Filadelfia Zanakandriamanitra Adresse: Ankasina 67H. Tel:033.41.886.76/034.28.021.54
Alahady maraina 9H/Hariva 3H. Alarobia Hariva

08/06/2025

Evangelisation
Pasteur FITOSOA
Samedi 07 juin 2025

RAISO JESOSY  Pasteur FITOSOA RAKOTOMALALA SAMEDI 08 JUIN 2025
08/06/2025

RAISO JESOSY

Pasteur FITOSOA RAKOTOMALALA
SAMEDI 08 JUIN 2025

02/03/2025

Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hampiseho* voninahitra no nanirahany ahy tany amin'ny firenena izay namabo anareo; fa izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasony. [*Hebreo: aorian'ny]
— Zakaria 2 : 12

26/02/2025
FAMELANKELOKA MANAFOANA NY OZONA REHETRA ETO AMBANY MASOANDRO
24/02/2025

FAMELANKELOKA MANAFOANA NY OZONA REHETRA ETO AMBANY MASOANDRO

MANASA ANAO HATRANY
20/02/2025

MANASA ANAO HATRANY

Ho mandrakizay anie ny voninahitr'i Jehovah; Aoka Jehovah hifaly amin'ny asany. — Salamo 104 : 31
09/02/2025

Ho mandrakizay anie ny voninahitr'i Jehovah; Aoka Jehovah hifaly amin'ny asany.
— Salamo 104 : 31

Tahian'i Jesosy daholo ny vehivavy rejetra oh!
08/03/2024

Tahian'i Jesosy daholo ny vehivavy rejetra oh!

Ndao ndray ary e!!!
06/03/2024

Ndao ndray ary e!!!

TSARA JESOSY.
04/03/2024

TSARA JESOSY.

@à la une
29/02/2024

@à la une

Manonona ny fiadanana ho antsika rehetra e ! Manasa anao Jesosy amin'ny Sabotsy 02 Mars ho avy izao. Ndao hisaotra Azy, ...
26/02/2024

Manonona ny fiadanana ho antsika rehetra e !
Manasa anao Jesosy amin'ny Sabotsy 02 Mars ho avy izao.
Ndao hisaotra Azy, Hanome voninahitra Azy, Hiankohoka eo anatrehany, hijoro ho vavolombelony !
Tsara loatra ange ny Andriamanitsika e !
@à la une le monde

Address

67ha
Antananarivo
101

Telephone

+261342801254

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana PARKA Filadelfia Zanakandriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share