FET Andraisoro

FET Andraisoro Fivondronana Eokaristika ny Tanora (Diosezy-Tana, Vikaria Afovoany, Distrika-MANGASOAVINA)

Zany hono eee 😂!
28/04/2026

Zany hono eee 😂!

‼️FAMPAHAFANTARANA‼️Ampahafantarina isika rehetra fa, noho ny antony tsy azo anoharana izay tsy miankina aminay MPIKARAK...
18/04/2026

‼️FAMPAHAFANTARANA‼️
Ampahafantarina isika rehetra fa, noho ny antony tsy azo anoharana izay tsy miankina aminay MPIKARAKARA sy PRETRA MIHIRA, ho fanajana ny fandaminana napetraka, dia ahemotra amin’ny fotoana manaraka izay mahamety azy ity hetsika nokasaina ity.

Misaotra indrindra anareo rehetra tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana, indrindra ianareo ampolony maro izay efa nanjifa sahady ny fanasana. ( Afaka manatona miresaka manokana ianareo voakasik'izany amin’ny fandaminana fanampiny )

Marihina fa mbola hisy hatrany ny hetsika hokarakaraina, ary hiezaka hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra, araka ny efa nahazatra anareo hatramin'izay. Manantena hatrany ny fiaraha-miasa avy aminareo izahay😌.

Etoana dia mbola mamerina ny fialan-tsiny ho anareo rehetra nanatena ka samia ho tahian’ Andriamanitra.

Romile & David Catholique , Justin Jhonson Lairako Mananjara Soa , Randriamisarivo Zafitsialihy Monja Fosoa , Andriamiangola Ramanantoanina Bien Venu Rakotoarimbola , Ny Aina Valérie Rasoa , Thia Sanjiva

 Ampahatsiahivina isika FET sy ianareo   fa tsy mbola niova ny date anaovantsika miaraka ny fifampiarabana tratran'ny ta...
31/01/2026


Ampahatsiahivina isika FET sy ianareo fa tsy mbola niova ny date anaovantsika miaraka ny fifampiarabana tratran'ny taona 2026.

👉 Date: 15 Février 2026 à 09h00

👉 Mandoa 3.000ar isan'olona (Efa ao anatin'izay ny vary sy Laoka)

👉 Manao Tee-shirt FET na Ténu FET.

👉 Manao fotsy ambony ary mainty ambany kosa ny Raiamandreny.

👉 Mitondra vilia sy sotro ary Tsakitsaky ifampizarana.

‼️Efa misokatra ny fisoratana anarana ka @ 01 février 2026 ny fara fandraisana ny anaran'izay ho tonga hanatrika an'ilay fety‼️

Afaka alefa mivantana @ zoki JHOSON ihany koa Contact : 034 74 695 47

AFITEMA dia mifampilaza.

22/01/2026

Ho Fankalazana ny nijoroan'ny FET Andraisoro dia manolotra antsika fampisehoana Goavambe izay iarahana 👉 @

Ny 17 May 2026 à 13h30

❤️ INVITATION : 15.000AR
💙 Olon-dehibe: 5.000Ar
🩵 Ankizy: 3.000ar

Aza adino fa hisy ho sarihana @ io fotoana io ho an'izay mividy invitation sy billet 🥰

Tongava maro eee🙏!

26/11/2025

Veloma zandry MENDRIKA 💔😭.
👉 Afaka manao araharaba ry Maria ray sy mitondra am-bavaka ho azy ve ianao ??

Amin'ny maha olombelona sy maha zaza azy mety nisy zavatra nataony nanafintohina anao fa mba mamela azy 🙏🙏, ary mba ento am-bavaka ny fanahiny fa izay ny maha kristianina antsika.

Maro ihany koa ny soa sy ny andraikitra niandreketany sy vitany fony faha velony fa mandria am-piadanana zandry.

AFITEMA

Mandria am-piadanana zandry Mendrika 😭🙏. Ny Anjelin'ny Tompo anie hitsena sy hitondra anao any @ fiainana Mandrakizay .
24/11/2025

Mandria am-piadanana zandry Mendrika 😭🙏. Ny Anjelin'ny Tompo anie hitsena sy hitondra anao any @ fiainana Mandrakizay .

02/11/2025


" Mitoetra ao amintsika i Kristy - ny fon'i Jesoa ao am-pon'ny Mpianany"

Isan'ny ivon'ny fankalazana ny no sady ahazoana Indulgence ny Pèlerinage ka tonga navitrika ny FET eto @ Paroasy EKAR Andraisoro

14/09/2025

Dinidinika Mpanabe EKA niarahana tamin'ny Père Curé momba ny fiainam-pikambanana sady FANOKAFANA @ fomba Offisialy ny Taom-pikatrohana 2026 FET Andraisoro

14/08/2025

Fintina an-tsary ny Fivahinianana Masina izay natao tany ANDASIBE MORAMANGA.

👉 Tsy Wera2 na koa fitia tehandany vola ny nampidirana anatin'ny TETIANDRO ny Sortie, ary tsy hoe manam-bolabe daholo fa mifanampy miombona @ lafiny rehetra ❤️. Fanabeazana ara-tsaina, ara-panahy ary ara-batana ny ato @ FET.

- Maro ireo Toerana, biby, Plante Médicinales ary fahalalana azon'ireo beazina nandritran'iny Sortie kely iny taorian'ny fitsidihana ny Parck analamazotra sy Mandraka ary ireo toerana manan-tantara ao MORAMANGA (musée Geandarmerie, fasan'ny Maheri-fo, sns...)

Ho ela volona ao am-pontsika anie i Jesoa Kristy ❤️, ary hiombona sy hiroborobo hatrany anie ny Fikambanana AFAFI-FET ❤️🙏

Afafi ❤️😘!Tafiditra anatin'ny Tetiandro ny FET Andraisoro  isantaona ny Sortie kely fa amin'ity indray mitoraka ity dia ...
10/07/2025

Afafi ❤️😘!
Tafiditra anatin'ny Tetiandro ny FET Andraisoro isantaona ny Sortie kely fa amin'ity indray mitoraka ity dia NIOMPANA @ ka hitsidika ny Park Andasibe Moramanga ary manao fivahinianana masina ao Moramanga FET rahavavy ❤️.

Marina fa mialasasatra kely fa tsy miala ao ny ara-panahy @ Maha fikambanana Masina azy anisan'zany :
- Fifanakalozana fomba mpanabeazana
- Katesizy, tantaran'ny FET
- Ao koa ireo Kilalao iraisana
- Tsy miala eo mo ny Découverte ect...

Andao hiombona sy hiara-hifaly eee. AFITEMA

Fampianarana vaovao anentanan' i Mgr J. Pascal hiainantsika manomboka izao. 👇👇Ho ela velona ao am-pontsika anie i Jesoa ...
14/03/2025

Fampianarana vaovao anentanan' i Mgr J. Pascal hiainantsika manomboka izao. 👇👇

Ho ela velona ao am-pontsika anie i Jesoa Kristy 🙏!

Address

Anara-Masin' I Jesoa
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FET Andraisoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share