08/08/2019
-----------FANDAMINANA MANDRITRA NY FANAMASINANA AN’i SON EXCELLENCE MONSEIGNEUR PASCAL ANDRIANASOAVINA (EVEKA MPANAMPY DIOSEZY TANA)------
-------------------- -------------
ho fanaovana « MISE AU POINT TOTAL SUR TERRAIN » momba ny LAMESA FAMETRAHANA NY EVEKA ny ALAHADY 11 AOGOSITRA eo @ STADE MAHAMASINA dia
# ANTSOINA : NY BEAZINA MPAMAKILAY ,NY BEAZINA MPIANDALANA ,NY MPIANDRAIKITRA REHETRA (VAVY SY LAHY),ny TONIA REHETRA ,NY FILOHA REHETRA (sampana+faritra+diosezy) ,Ny AIMO,NY ANTILY ZOKINY
: ASABOTSY 10 AOGOSITRA 2019
:MISE AU POINT SERVICE D’ORDRE GENERAL
:EKAR SAINT JOSEPH MAHAMASINA
: 01 ora Atoandro
: STADE MAHAMASINA sy ny MANODIDINA AZY
: @ Asabotsy @ 04 ora Hariva (liturgie :FARITRA MAHAMASINA)
:EKAR SAINT JOSEPH MAHAMASINA
: Filohan’ny Diosezy Antily :Chef Rodin/TeL:034 42 515 06
---------------- / chef Anni/TEL:033 12 371 61/034 10 068 61-----------
----------------------HO AN’NY KRISTIANINA REHETRA SY NY ANTILY REHETRA-----------
Mba ho fitsinjovana sy fiarovana ny kristianina rehetra dia VAVAHADY 14 isa no MIVOHA mandritra ny LAMESA eny @ STADE MAHAMASINA amin’ny ALAHADY 11 AOGOSITRA 2019 Ka mitsinjara toy izao ny FIDIRANA @ izany VAVAHADY izany :
°_A :CENTRAL SUD : vavahady atsimon’ny tribune central : Fidiran’ny OFFICIEL+MPITATI-RAKITRA+FILAN-KEVITRA PASTORALY
°_B:CENTRAL NORD : vavahady avaratrin’ny tribune central : Fidiran’ny RELIJIOZY REHETRA
°_C :CENTRAL MILIEU : vavahady AMPOVOANY tribune central : Fidiran’ny EVEKA +OLOM-PANJAKANA
°_D : VARAVARANA KELY ATSIMO :vavahady KELY atsimon’ny tribune central : Fidiran’ny CHORAL sy MPANAO FIHETSIKA
°_E :PADDOK : vavahady AKAIKIN NY ARRET BUS 184: Fidiran’ny DISTRIKA ISOTRY SY VIKARIA ANDREFANA (LOKO MAVO)
°_F :DEVANT PHARMACIE MAHAMASINA : vavahady Fidiran’ny DISTRIKA MAHAMASINA SY VIKARIA ATSIMO (LOKO MAINTSO)
°_G :DEVANT GERB’OR : vavahady Fidiran’ny DISTRIKA ANDOHALO SY VIKARIA ATSINANANA (LOKO BLEU ROI)
°_H :DEVANT SAINTE FAMILLE : vavahady FIDIRANA TERRAIN TENIS: Fidiran’ny DISTRIKA ANTANIMENA SY VIKARIA AVARATRA (LOKO MENA)
°_I :DEVANT SAINT JOSEPH MAHAMASINA : vavahady Fidiran’ny DISTRIKA FARAVOHITRA SY VIKARIA MANODIDINA ANDREFANA (LOKO VIOLET
) °_J :DEVANT GASTRO SY TOILETTE HONORAT : vavahady Fidiran’ny DISTRIKA MANGASOAVINA SY VIKARIA MANODIDINA ATSINANANA (LOKO BLEU CIEL )
°_K :VAVAHADY INTERMEDIAIRE SUD /ireo miditra eo @ GERB’OR(G) dia misy fidirana fanampiny : vavahady mandalo Palais de sport
°_L :VAVAHADY INTERMEDIAIRE NORD /ireo miditra eo @ DEVANT GASTRO sy TOILLETTE HONORAT (J) dia misy fidirana fanampiny : vavahady mandalo Palais de sport
:efa niparitaka any @ FILOHAN’NY FARITRA ANTILY avokoa ireo fandaminana ireo nandritra ny FILAN-KEVITRA tamin’ny ASABOTSY 27 JOLAY 2019 ary antenaina fa efa voatsinjara any @ TONIAM-PIVONDRONANA rehetra isaky ny EKAR tsirairay avy any ka efa samy mandray ny anjara-andraikiny avy ny ANTILY Tsirairay mandritra ny LAMESA eo @ STADE MAHAMASINA
: Filohan’ny Diosezy Antily :Chef Rodin/TeL:034 42 515 06
---------------- / chef Anni/TEL:033 12 371 61/034 10 068 61----------