10/08/2026
Mba te-hihavana sy hifampizara fitia amin'ny manodidina isika anefa tsy ilaozany olona izay tia ady, masiaka... toa sakay kely rano ary manenjika sy lasa mijoro fahavalotsika mihintsy🥺
🚨 Aza manahy na malahelo noho izany fa tanteraho 'lay hafatr'I Jesosy Kristy hoe:
"Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; Ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;
Fa raha manao izany hianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany, Ary Jehovah no hamaly soa anao" Ohab 25: 21-22.