Weg der Gnade

Weg der Gnade Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Weg der Gnade, Church of God, Antananarivo.
(1)

📖 Fiazarana sy fampianarana ny Tenin’Andriamanitra mba hahatonga anao ho Kristianina matanjaka ara-panahy.

📖 Partage et enseignement de la Parole de Dieu pour faire de vous un chrĂ©tien fort spirituellement.

🌍 From Madagascar đŸ‡Č🇬

05/04/2026

Mbola velona sy miasa Jesosy. 💖💖

Joyeuses PĂąques Ă  vous tous đŸ„łEn ce jour spĂ©cial, souvenons-nous de l’immense amour de JĂ©sus, qui a donnĂ© sa vie pour nou...
05/04/2026

Joyeuses PĂąques Ă  vous tous đŸ„ł

En ce jour spĂ©cial, souvenons-nous de l’immense amour de JĂ©sus, qui a donnĂ© sa vie pour nous sauver.

Que cette fĂȘte de PĂąques vous apporte paix, joie et bĂ©nĂ©dictions dans vos cƓurs et dans vos familles 💖
Ne laissons pas ce sacrifice ĂȘtre en vain.

Joyeuses PĂąques Ă  chacun de vous đŸ•Šïž

✹

01/04/2026

Merci JĂ©sus pour ce nouveau matin, un nouveau souffle de grĂące et d’espĂ©rance. đŸ’„

Misy fotoana eo amin’ny fiainana izay toa mangina ny zava-drehetra. Misy andro ahatsapana fa mavesatra ny fo, feno fanon...
31/03/2026

Misy fotoana eo amin’ny fiainana izay toa mangina ny zava-drehetra. Misy andro ahatsapana fa mavesatra ny fo, feno fanontaniana, ary toa lavitra ny valiny. 😌

Saingy amin’izao Atalata Masina izao dia mampahatsiahy antsika Andriamanitra fa na ao anatin’ny fahanginana aza, mbola miasa Izy. Ny fahanginana tsy midika fa tsy eo Andriamanitra, fa matetika dia fotoana iomanany hitondrana hazavana sy fandresena.

📖 “Ny fitomaniana maharitra indray alina, fa ny fifaliana kosa tonga nony maraina.”
Salamo 30:5

Koa raha misy zavatra mampahory anao anio, aza kivy izany. Misy maraina vaovao ho avy, misy fahasoavana miandry, ary misy fandresena voaomana ho anao.

Ny alina mandalo, fa ny hazavana mitoetra.

— Weg der Gnade ✹

29/03/2026

AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA. 💖

🔮 Ry Namako đŸ„čRaha manontany anao aho amin’izao fotoana hamakianao izao publication izao ka tsy misy fihatsaram-belatsihy...
02/03/2026

🔮 Ry Namako đŸ„č

Raha manontany anao aho amin’izao fotoana hamakianao izao publication izao ka tsy misy fihatsaram-belatsihy, raha maty ianao izao dia hankaiza? Amin’ny fo tsotra.

Ny olona maty tsy afaka misafidy intsony.
Ny olona maty tsy maheno intsony izay dokanao sy ny voninkazo omenao azy.

Fantatrao ve fa ny olona any amin’ny helo rehetra dia manenina avokoa? ary raha azony natao ny hiverina ety an-tany hiaina an’io fiainanao io dia nataony izany, kinanjo tsy possible intsony.

Im-piry tsy efa saika maty isika hoy ianao?
Famindrampon’Andriamanitra raha mbola velona izaho sy ianao anio ka mbola afaka misafidy malalaka( na fiainana na fahafatesana )

Ry namana, Aza sahy mivoakan’ny trano intsony raha tsy efa manana antoka fa an’i Jesosy tanteraka sao dia hanenina mandrakizay.

Tian’ny Tompo loatra ianao ka tiany ho eo anilany mandrakizay.
Kanefa manaja sy safidinao ny Tompo
Anao ary ny safidyâ˜đŸŒ

Samy ho tahin'Andriamanitra đŸ™đŸ»

đŸ’„

01/03/2026

Tsy misy tahaka an’i Jesosy, Sakaiza mahafinaritra. 💖

📖 Hebreo __ 10:25 "Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria ...
01/03/2026

📖 Hebreo __ 10:25 "Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro."

Aza atao fahazarana ny famonjena fotoam-bavaka fa raiso ho fotoana sarobidy indrindra ho anao foana satria fotoana hihaonanao @ Tompo indray.

Bon dimanche Ă  tous et Ă  toutes.

24/02/2026

Na ory aho, na malahelo, na inona na inona anjarako, dia tsy ahenako ny fitiavako an'i Jesosy. 💖

💬 MĂȘme sans toi, Dieu reste Dieu.Na mino ianao na tsia, na mankatĂČ ianao na tsia, Andriamanitra dia mbola Andriamanitra ...
15/02/2026

💬 MĂȘme sans toi, Dieu reste Dieu.

Na mino ianao na tsia, na mankatĂČ ianao na tsia, Andriamanitra dia mbola Andriamanitra foana.

Fa tsarovy:
Ianao no maty antoka raha tsy misy an’Andriamanitra. Tsy Izy no very raha mandà Azy ianao, fa ianao no very fitahiana, very fiadanana ary very fiainana mandrakizay.

Nahoana ary no ianao indray no mamilafila, nefa Izy vonona hanome fiainana tsara ho anao?

📖Jaona 10:10b "Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be."

Andriamanitra tsy manery fa miantso ampitiavana. 💖

Anao ary ny safidy

Fa tadidio: MĂȘme sans toi, Dieu reste Dieu.

✹

09/02/2026

Tena misy ny helo.
Hialao ny fahotana, mibebaha ary raiso Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy anao, dieny tsy mbola tara. 🙏🏿

🔮 Aza mialona ny fitahiana azon’ny namanao. ✹Andriamanitra mahalala tsara ny fotoana mety ho an'ny fiainan'ny tsirairay....
29/01/2026

🔮 Aza mialona ny fitahiana azon’ny namanao. ✹

Andriamanitra mahalala tsara ny fotoana mety ho an'ny fiainan'ny tsirairay.

Raha mahita ny hafa mandroso ianao, mifalia miaraka aminy, fa tsy fantatrao ny lalana nodiaviny sy ny ady nolalovany.

Tsarovy: Ny fitahiana tonga amin’ny namanao tsy manakana ny anjaranao. Andriamanitra tsy manadino anao izany.

🙏 Matokia, miandrasa, ary misaora.

Ny fahasoavana ho anao dia ho tonga amin’ny fotoana mety indrindra.

— Weg der Gnade ✹

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Weg der Gnade posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category