11/09/2026
👉Hetsika Feo Iray 27👈
📢 FAMPAHAFANTARANA
Miarahaba antsika rehetra Tompoko 🙏
Ho fanatanterahana ny Drafitry ny Fitoriana an’habaka mandritra ny 5 sy 12 Septambra, dia ampahatsiahivina antsika ny toromarika sy ny dingana arahina voalaza ao amin’ny sary.
🙏 Koa manentana antsika rehetra mba hiombona sy handray anjara amin’ity hetsika ity, amin’ny alalan’ny fifandraisana sy fizarana ny hafatry ny Tompo amin’ny hafa.
“Mifandray amin’ny hafa, Mampita ny Tenin’Andriamanitra.”
Sampana Fifandraisana Soamanandrariny