Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora

Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora Skoto indray andro, Skoto mandrakizay

21/04/2026
β€œπŒπšπ¦π©πšπ§ππ«π² 𝐚𝐑𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐚𝐑𝐒-𝐦𝐚𝐒𝐭𝐬𝐨 𝐈𝐳𝐲; 𝐦𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐚𝐑𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐒𝐧𝐚 𝐈𝐳𝐲; 𝐦𝐚𝐦𝐞π₯π¨π¦π›πžπ₯𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐑𝐒𝐀𝐨 πˆπ³π²β€¦β€ π’πšπ₯𝐚𝐦𝐨 πŸπŸ‘:...
21/04/2026

β€œπŒπšπ¦π©πšπ§ππ«π² 𝐚𝐑𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐚𝐑𝐒-𝐦𝐚𝐒𝐭𝐬𝐨 𝐈𝐳𝐲; 𝐦𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐚𝐑𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐒𝐧𝐚 𝐈𝐳𝐲; 𝐦𝐚𝐦𝐞π₯π¨π¦π›πžπ₯𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐑𝐒𝐀𝐨 πˆπ³π²β€¦β€ π’πšπ₯𝐚𝐦𝐨 πŸπŸ‘:𝟐-πŸ‘

Eny tokoa r'ise, nisinda kely ireo Mpiandraikitra sy Komitim-pivondronana namonjy toerana mampitony sy manavao : fotoana fialan-tsasatra e.

β˜€οΈβ›±οΈπŸΉπŸ•ΆοΈ Feno anay r'ise ny Mankafy Cabane 🌟 πŸ‰β˜€οΈπŸŠβ€β™€οΈπŸΉπŸ˜Ž Tany koa i Ma vie de cheftaine nizara zava-tsoa πŸ₯°

Mankasitraka ny rehetra amin'ny fanohanana hatrany ity Seha-panabeazana iray ity πŸ™

❌ Tsy any amin'ny fasana, tsy any amin'ny maty no ahitana ny famonjena. Inona no hita any ? πŸ‘‰ Fahamaizinana, Fahalovanaβ˜‘...
19/04/2026

❌ Tsy any amin'ny fasana, tsy any amin'ny maty no ahitana ny famonjena.
Inona no hita any ? πŸ‘‰ Fahamaizinana, Fahalovana

β˜‘οΈ Any amin'i Jesoa velona no misy ny famonjena.
Meteza ho tafaray amin'ny Jesoa, ny alahaelo sy ny ranomaso, ny fitaintainana rehetra dia afaka esoriny.

🌈 Hamelona ny fanantenanao anie ny Tompo velona !

πŸ—¨οΈ Tenin'Andriamanitra ho an'ise Mihaino sy mankato an'Andriamanitra ve ianao ? πŸ‘‰ Ny finoana sy fihainoana Azy dia miter...
19/04/2026

πŸ—¨οΈ Tenin'Andriamanitra ho an'ise

Mihaino sy mankato an'Andriamanitra ve ianao ?
πŸ‘‰ Ny finoana sy fihainoana Azy dia miteraka fahasoavana ho anao.

πŸ‘‰ Ankino amin'Andriamanitra ny fianaranao, ny asanao, ny entreprise-nao, ny business-nao.

🚨 Tadidio fa ny zavatra mety midofotra, tsy mety androany dia lalana hitondran'ny Tompo anao ho amin'ny fendresena.

🀩 Mahaiza misaotra rehefa mahazo vokany fa marina amin'ny Teniny ny Tompo.

β›ΊLasy week-endπŸ“Ambohimiadana⚜️ Nahay zava-baovao ny Lovitao πŸ₯˜ Natsiro hono ny tao am-bilanyMalaza mampiadana koa ry chef...
31/03/2026

β›ΊLasy week-end
πŸ“Ambohimiadana
⚜️ Nahay zava-baovao ny Lovitao
πŸ₯˜ Natsiro hono ny tao am-bilany
Malaza mampiadana koa ry cheftaines amin'ity resaka ity 🍳

Aiza ny zanak'ise ?

31/03/2026

Faly nahavita ny 28 sy 29 martsa lasa teo
Dera sy laza ho an'ny Tompo


✨ Tenin'Andriamanitra ho an'ise ✨"Tompo ô, ampianaro izahay hahay hifampivavaka sy hifamela heloka"
29/03/2026

✨ Tenin'Andriamanitra ho an'ise ✨
"Tompo Γ΄, ampianaro izahay hahay hifampivavaka sy hifamela heloka"

Tenin'Andriamanitra ho an'ise πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‰ Fotoana fandinihan-tena izao karemy izaoπŸ‘‰ Fotoana hibebahanaMahereza r'ise a
22/03/2026

Tenin'Andriamanitra ho an'ise πŸ‘‡πŸ‘‡
πŸ‘‰ Fotoana fandinihan-tena izao karemy izao
πŸ‘‰ Fotoana hibebahana

Mahereza r'ise a

πŸ’› Concours Technique Voronkely 2026 πŸ’›πŸ‘‰ Fantatrareo ve ny anaran'ny andiany eto amitsika 28Γ¨?πŸ˜„ (Lazao eo amin'ny commenta...
21/03/2026

πŸ’› Concours Technique Voronkely 2026 πŸ’›

πŸ‘‰ Fantatrareo ve ny anaran'ny andiany eto amitsika 28Γ¨?πŸ˜„ (Lazao eo amin'ny commentaire ny valinyπŸ˜‰)
21 mirahavavy izy ireo no nihatrika izany androany πŸ₯°
Sary vitsivitsy nanamarika izanyπŸ¦πŸ’›

Ezaka "Sonorisation"FJKM Ambodiafontsy Maritiora
09/03/2026

Ezaka "Sonorisation"
FJKM Ambodiafontsy Maritiora

"π΄π‘Ÿπ‘¦ π‘Žπ‘§π‘Ž π‘šπ‘π‘Ž π‘˜π‘’π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œπ‘£π‘Žπ‘›-π‘‘π‘ π‘œπ‘Ž π‘–π‘ π‘–π‘˜π‘Ž,
π‘“π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘œπ‘‘π‘œπ‘Žπ‘›β€™π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘œ π‘›π‘œ β„Žπ‘–π‘—π‘–π‘›π‘—π‘Žπ‘›π‘‘π‘ π‘–π‘˜π‘Ž π‘Ÿπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝑑𝑠𝑦 π‘Ÿπ‘’π‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘–π‘ π‘–π‘˜π‘Ž"
πΊπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Ž 6 : 9

🎀 Ry mpianakavin'ny finoana, tontosaina eto amin'ny Fiangonantsika ny "Hetsika fanamafisam-peo" ny volana Martsa ka hatramin'ny volana Jolay 2026.

Anatin'io fem-potoana io dia:

➑️ Hisy ny Rodorodo isan'Alahady
➑️ Hisy ny Rotsa-bola mivantana

Ary izany rehetra izany dia arahintsika vavaka hatrany.

Alao hery ary ry havana satria efa voasoratra fa:

" πΌπ‘§π‘Žπ‘¦ π‘šπ‘Žπ‘šπ‘Žπ‘“π‘¦ π‘˜π‘’π‘™π‘¦, π‘‘π‘–π‘Ž π‘˜π‘’π‘™π‘¦ π‘›π‘œ β„Žπ‘œπ‘—π‘–π‘›π‘—π‘Žπ‘›π‘¦; π‘“π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ π‘šπ‘Žπ‘šπ‘Žπ‘“π‘¦ 𝑏𝑒, π‘‘π‘–π‘Ž 𝑏𝑒 π‘˜π‘œπ‘ π‘Ž π‘›π‘œ β„Žπ‘œπ‘—π‘–π‘›π‘—π‘Žπ‘›π‘¦. π΄π‘œπ‘˜π‘Ž 𝑛𝑦 π‘œπ‘™π‘œπ‘›π‘Ž π‘Ÿπ‘’β„Žπ‘’π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘ π‘Žπ‘šπ‘¦ β„Žπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ π‘–π‘›π‘–π‘Žπ‘›'𝑛𝑦 π‘“π‘œπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘£π‘¦, 𝑑𝑠𝑦 π‘Žπ‘šπ‘–π‘›'𝑛𝑦 π‘Žπ‘™π‘Žβ„Žπ‘’π‘™π‘œ π‘›π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›'𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘›π‘’π‘Ÿπ‘–π‘‘π‘’π‘Ÿπ‘’π‘›π‘Ž ; π‘“π‘Ž 𝑛𝑦 π‘šπ‘π‘Žπ‘›π‘œπ‘šπ‘’ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›'𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘“π‘Žπ‘™π‘–π‘Žπ‘›π‘Ž π‘›π‘œ π‘‘π‘–π‘Žπ‘›' π΄π‘›π‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Žπ‘šπ‘Žπ‘›π‘–π‘‘π‘Ÿπ‘Ž."
2 πΎπ‘œπ‘Ÿπ‘–π‘›π‘‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Ž 9 : 6-7

  ho an'ny Mpiandraikitra sy ny Filoha eo anivon'ny Sampati
04/03/2026

ho an'ny Mpiandraikitra sy ny Filoha eo anivon'ny Sampati

🀝 π—¦π—˜π— π—œπ—‘π—˜π—₯𝗔 π— π—£π—œπ—”π—‘π——π—₯π—”π—œπ—žπ—œπ—§π—₯𝗔 & π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—” βœ…

Hoan'ny SAMPATI SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSIMO rehetra ity.

Antenaina ny fahatongavan'iSe.

NB: Publication indrana


Address

Ambodiafontsy/RN1
Antananarivo
102

Telephone

+261340921828

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share