FTK Sampana Soanierana

FTK Sampana Soanierana Fivondronany Tokantrano Kristianina

Fananganana FTK Anosizato. Misaotra ny président ny Diosezy mivady sy ny birao ny district ny mahamasina.Misaotra ny par...
17/11/2024

Fananganana FTK Anosizato.
Misaotra ny président ny Diosezy mivady sy ny birao ny district ny mahamasina.
Misaotra ny paroasy FOMASIN'i JESOA Anosizato Ouest

23/07/2024

Aza hadino ny Fiofanana eny amin'ny CASE Bevalala ny 28 jolay ho avy zao. Loha-hevitra : IREO DINGAM-PIVELARANA SY FITOMBOAN'NY ANKIZY SY NY TANORA ARY NY ENDRI-PANABEAZANA MIFANARAKA AMIN'NY TAONANY. tongava maro

12/04/2024
Mme Rosalie
12/04/2024

Mme Rosalie

Eny aminy EKAR Ankazotoho ny fotoantsika FTK SOANIERANA amin'ny alahady 14 Aprily izao, hampitsangana ny FTK Ankazotoho....
12/04/2024

Eny aminy EKAR Ankazotoho ny fotoantsika FTK SOANIERANA amin'ny alahady 14 Aprily izao, hampitsangana ny FTK Ankazotoho. amin'ny 06 ora sy sasany ny Fidirana . Misaotra antsika rehetra.

Address

Soanierana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTK Sampana Soanierana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share