FJKM Ambohijatovo Fitiavana 2024

FJKM Ambohijatovo Fitiavana 2024 Sehatra hifaneraseran’ireo zanaky ny fiangonana FJKM Ambohijatovo Fitiavana

Fiadanana e 👋 📖 " Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindrampony." (Salamo 106 : 1)📖Herinandrom-boka...
10/06/2026

Fiadanana e 👋
📖 " Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindrampony." (Salamo 106 : 1)📖Herinandrom-bokatra ny 🎶 Fikambanana Ny Ando Fitiavana🎶 moa amin'ity herinandro ity.
Ireto avy ny tetiandro tsara fantarina amin'izany📅 :
- 1️⃣ Zoma 12 Jona 2026 : Famelabelaran-kevitra 💭 mitondra ny lohateny hoe " UNE REUSSITE POUR DIEU🏅 : ton IDENTITE🆔 et ta MISSION", izay iarahana amin'i Noussyh Seheno RANOARIVONY🗣️ .
Manomboka amin'ny 18h30🕡 eto am-piangonana⛪ .
-2️⃣ Alahady 14 Jona 2026 :
6h sy 10h 🕕 🕙 : Fanateram-bokatra 💒 ny Fikambanana Ny Ando Fitiavana
14h30 : 🎵 "DERAO fa tsara IZY", 🎶 antsa-kira lehibe iarahana amin'ny Ando Fitiavana, Hosana Ambohijatovo Fitiavana ary ny STK Malaza Gileada🎶 .
Ialovana ny ✝️ fanompoam-pivavahana✝️ hitondrana am-bavaka ireo mpanala fanadinana📚 🧑‍🎓 , iarahana amin'ny efa-trano 4️⃣ ⛪ (Ambohijatovo, Ivandry, Soavimasoandro, Alarobia).

Manentana antsika 👬 rehetra hanatrika an'ireo fotoana ireo.

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 😇 ✨ .

23/05/2026

Fiadanana 👋😇
Indro ny raki-tsary 🎥 momba ny famelabelaran-kevitra 💭 izay mitondra ny lohateny hoe : "Ahoana no ijorontsiaka protestanta réforme✝️✝️ manoloana ny firoborobon'ireo rivo-pampianarana hafa 💨 sy ny fanaratsiana ny finoana ❌ ?" izay nentin'ny Mpitandrina eto amintsika sy ny Mpitandrina NIRINARIVELO Ando Fanomezana.
⛪ : FJKM Andravoahangy Fivavahana

Manasa antsika rehetra ho avy amin'ny Alarobia ho avy izao🥰
11/05/2026

Manasa antsika rehetra ho avy amin'ny Alarobia ho avy izao🥰

Ireto aloha ny sary maromaro alefa ihany na dia tsy dia tsara loatra aza fa nangatahany atao publication.
02/05/2026

Ireto aloha ny sary maromaro alefa ihany na dia tsy dia tsara loatra aza fa nangatahany atao publication.

02/05/2026

Participant voalohany tamin’ny restaurant. Henoy ny fahitany azy.

02/05/2026

Efa vonona ny hampiofana antsika koa ato i Jennifer Skin.

Ity anisan’ny zava-baovao ato. Tongava daholo indray. Mahasalama hono io. Andramo aloha ny tsirony.  Ohabolana 14:23 Ny ...
02/05/2026

Ity anisan’ny zava-baovao ato. Tongava daholo indray. Mahasalama hono io. Andramo aloha ny tsirony.

Ohabolana 14:23 Ny fisasarana rehetra misy valiny avokoa.

Fiadanana !Indreto ny fintinina tamin'ny fampianarana ny Sekolin'ny Finoana ny volana Janoary lasa teo.Ho an’Andriamanit...
02/02/2026

Fiadanana !
Indreto ny fintinina tamin'ny fampianarana ny Sekolin'ny Finoana ny volana Janoary lasa teo.
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.

Address

Ambohijatovo
Antananarivo

Telephone

+261344567640

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohijatovo Fitiavana 2024 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Ambohijatovo Fitiavana 2024:

Share