FAMAF Zoara Androndra

FAMAF Zoara Androndra "Miomàna hihaona amin'Andriamanitrao"
Amosa 4:12

03/08/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

- RASOAZANAMANGA Mariette
- RASOLOFOMANANA Ando Lalaina Eulalie
- RASOANIRINA Saholimalala Natacha

25 Jolay 2026Feno hafaliana ny lanitra, satria nisy fanahy nanolo-tena ho an’i Kristy; tontosa soa aman-tsara ny Batisa ...
25/07/2026

25 Jolay 2026

Feno hafaliana ny lanitra, satria nisy fanahy nanolo-tena ho an’i Kristy; tontosa soa aman-tsara ny Batisa sy fitsofan- drano zaza tato amin’ny FAMAF Androndra izay notanterahin’i Pastora Rakotomalala Mijo Tsiry🙏

Mirary soa azy ireo mba haharitra amin’ny finoana sy hanaraka an’i Kristy hatramin’ny farany.

Nahafinaritra ny fotoana izay noravahan’ny hira feno fiderana.

25/07/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

- RASOANIRINA Thérèse
- RASOARIMALALA Jacqueline
- RAHARIMALALA Tahiana Lydia

18/07/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

- RASOAMANAHIRANA Josephine
- RASOANAMBININA Marie Claire
- RASONAMBININA Marie Claudine

11/07/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

- RAHERIMALALA Dimbiarisoa Lydia
- RAHELIMANJAKA Fanjava Fandresena
- RAHELIARISOA Jaonirina Claudia

20/06/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

-RANDRIANARIVELO Farasoaniaina
-RANDRIANASOLO Alfred
-RANDRIANATOANDRO Mariannah

14/06/2026

Salamo 55:17"Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,"
Ireto indray ireo olona entintsika am-bavaka🙏🙏🙏mandritra ity herinandro ity:

-RANDRIAMANDIMBISOA Riana Erick
-RANDRIAMBELO William René
-RANDRIANANTENAINA Antsa Fitia

🌸👨‍👩‍👧‍👦 FANKALAZANA NY FETIN’NY RAY SY NY RENY 👨‍👩‍👧‍👦🌸Ho fanamarihana izany dia nanolotra antsan-kira sy fampisehoana ...
14/06/2026

🌸👨‍👩‍👧‍👦 FANKALAZANA NY FETIN’NY RAY SY NY RENY 👨‍👩‍👧‍👦🌸

Ho fanamarihana izany dia nanolotra antsan-kira sy fampisehoana manokana ireo MINENF ho mariky ny fitiavana sy fankasitrahana ireo Ray aman-dreny!!

Ka fotoana feno fifaliana sy fitahiana no niarahan’ny rehetra niaina.

Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny programa!

🙏 Hotahin’Andriamanitra mandrakariva anie ny ray aman-dreny rehetra.

Noho ny fandaminantsika dia amin’izao sabata 13 Jona ho avy izao no andro hatokantsika hankalazana ny fetin’ny Ray sy ny...
11/06/2026

Noho ny fandaminantsika dia amin’izao sabata 13 Jona ho avy izao no andro hatokantsika hankalazana ny fetin’ny Ray sy ny Reny izay hiarahana amin’ireo MINENF eto amin’ny Famaf Zoara Androndra.
Izay anasana antsika ho tonga maro🥰

Address

Androndra Ampamantanana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAMAF Zoara Androndra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share