FJKM Ambohitrarahaba

FJKM Ambohitrarahaba Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Ambohitrarahaba, Church, Ambohitrarahaba, Antananarivo.

28/02/2017

salam dhl fiadanan Tomp h amnareo.h anw ntad ny laharampifandraisan am pasteur Heriniaina:0340862739,0330618160!Miala tsin indrindra.fiadanana ane h amnareo

Ity no fanentanana farany amin'ilay lalao Basketball izay ho tanterahina ny sabotsy 16 jolay 2016 amin'ny roa ora folak'...
04/07/2016

Ity no fanentanana farany amin'ilay lalao Basketball izay ho tanterahina ny sabotsy 16 jolay 2016 amin'ny roa ora folak'andro hoavy izao ao amin'ny sekoly. Hisy lalao roa goavana (LAHY sy VAVY) ary manentana antsika maintimolaly hiaro ny voninahitsika amin'io lalao io. Ka noho izany izay vonona dia efa afaka manoratra anarana........ manantena ny fandraisantsika rehetra anjara......

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohitrarahaba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category