Nissi Praise Ministry and Production

Nissi Praise Ministry and Production Ny NISSI PRAISE MINISTRY & PRODUCTION dia ministera nantsoin'ny Tompo hanandratra Azy amin'ny alalan'ny fiderana sy fiankohofana ary ny mozika

Ny NISSI PRAISE MINISTRY & PRODUCTION dia ministera nantsoin'ny Tompo hanandratra Azy amin'ny alalan'ny fiderana sy fiankohofana ary ny mozika, izay ahitana kristiana avy amin'ny anaram-piangonana maro samihafa manana vina (vision) iraisana sy mitondra ny fanatrehan'ny Tompo izay mitarika fiovana ho an'ny toem-po sy famerenan'Andriamanitra ny tsirairay araka izay tiany. ny NPMP dia manofana sy mampianatra ny fitarihana aram-panahy ahatonga ny kristiana ho mpitarika amin'izay hanirahan'ny Tompo azy. Misokatra ho amin'ny fiaraha-miasa tsy mivoana amin'io vina io ny NPMP ary vonona ny hifanohana ho amin'ny fampandrosoana ny fanjakan'Andriamanitra. Ny NPM dia manana teti'kasa maro izay volavolainy, izany dia toy izao:
- Ny fanaovana seminera momba ny fiderana sy fiankohofana
- Manofana momba ny fitarihana ho an'ireo olona vonona hiasa ho an'Andriamanitra
- Manokana fotoana hiarahana amin'ny olona rehetra hiderana an'Andriamanitra.

13/05/2026

Dieu est bon🙂🙂😍😍🌷🔥🔥

Tsara isan'andro ny Tompo matoa isika mbola mahatsiaro n'y Tompo isika, miantso ny anarany
26/04/2026

Tsara isan'andro ny Tompo matoa isika mbola mahatsiaro n'y Tompo isika, miantso ny anarany

❤️😍
11/04/2026

❤️😍

25/03/2026

miarahaba tompoko, mba afaka manao présence Kely n'y mpanaraka ity pejy ity, hisy asan'ny Tompo hiafampizarantsika manomboka eto

Address

Mandroseza Cité
Antananarivo
101

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340190921

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nissi Praise Ministry and Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Nissi Praise Ministry and Production:

Shortcuts

Share