Fiangonana Loterana Malagasy - FLM Toby Fanantenana 67Ha

Fiangonana Loterana Malagasy - FLM Toby Fanantenana 67Ha ... Ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra (Efesiana. 2:20) .. Jesus Christ himself as the chief cornerstone (Ephesian. 2:20)

02/09/2026

MARAIM-BAOVAO Alarobia 02 Septambra 2026: “MITANDRINA NY DIDIN'ANDRIAMANITRA SATRIA AZY ISIKA.”
“Raha tia Ahy hianareo dia hitandrina ny didiko.” Jao. 14 : 15

01/09/2026

MARAIM-BAOVAO Talata 01 Septambra 2026: “LALAN'AINA MAHAVELONA NY DIDIN'ANDRIAMANITRA.”
« Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin'izany izy ». Levitikosy 18 : 5

31/08/2026

MARAIM-BAOVAO ALATSINAINY 31 AOGOSITRA 2026- MITANDRINA NY DIDIN'ANDRIAMANITRA ISIKA SATRIA MANAIKY AZY HO TOMPO.
"Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka." Matio 5:17

𝔽𝕚𝕥𝕒𝕟𝕕𝕣𝕖𝕞𝕒𝕟𝕒 𝕋𝕠𝕓𝕪 𝔽𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝟞𝟟 ℍ𝕒 – 𝕋𝕠𝕓𝕪 𝔽𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝟚𝟛𝟠Perikopa mifototra amin’ny Alahady faha XIII manaraka ny Trini...
30/08/2026

𝔽𝕚𝕥𝕒𝕟𝕕𝕣𝕖𝕞𝕒𝕟𝕒 𝕋𝕠𝕓𝕪 𝔽𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝟞𝟟 ℍ𝕒 – 𝕋𝕠𝕓𝕪 𝔽𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝟚𝟛𝟠

Perikopa mifototra amin’ny Alahady faha XIII manaraka ny Trinite
Alatsinainy 31 Aogositra 2026 hatramin’ny Sabotsy 05 Septambra 2026

« 𝘼𝙊𝙆𝘼 𝙃𝙄𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝘼 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙈𝙋𝙄𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙉’𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝘼𝙉𝙄𝙏𝙍𝘼 𝙁𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙈𝙋𝙄𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙉’𝙊𝙇𝙊𝙉𝘼 »

30/08/2026

ISAN-TAONA FAHA-XXV
ALAHADY 30 AOGOSITRA 2026
FOTOAM-PIVAVAHANA LITORJIKA

30/08/2026

ISAN-TAONA FAHA-XXV
TOHIVAKAM-PIDERANA "CHORALLIE"
IARAHANA AMIN'NY KTLM SPAnta
Alahady 30 Aogositra 2026

29/08/2026

ANTSAM-PANAHY SY ANTSA MANGA
29/08/26

ALAHADIN'NY FILOHAN'NY SYNODAM-PARITANY MIVADYISAN-TAONA FAHA-25 SPANTA PROGRAMA ALAHADY 30 AOGOSITRA 2026Faneva : "koa ...
29/08/2026

ALAHADIN'NY FILOHAN'NY SYNODAM-PARITANY MIVADY
ISAN-TAONA FAHA-25 SPANTA
PROGRAMA ALAHADY 30 AOGOSITRA 2026
Faneva : "koa mandehana hianareo,
dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra..." Matio 28.19

29/08/2026

ANTSAM-PANAHY SY ANTSA MANGA
Sabotsy 29 Aogositra 2026

29/08/2026

TORITENY FAHA 17

Address

FLM Toby Fanantenana 67 Ha, Cité Des 67Ha Centre
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Loterana Malagasy - FLM Toby Fanantenana 67Ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fiangonana Loterana Malagasy - FLM Toby Fanantenana 67Ha:

Shortcuts

Share