23/08/2026
"Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao"
SALAMO 119:9
Omano ny Mandrakizay andiany faha IV hoe?
Eny, fa miavaka izy aminโity ๐๐จ๐๐ข๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐๐ง๐ ๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐ซ๐ข๐ง๐ข๐ญ๐ ๐๐๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ฏ๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ฆ๐ ity satria iarahana aminโny ๐๐๐ง๐จ๐ซ๐ ๐๐๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ญ๐๐จ๐ฌ๐ฒ โจ๐ผ
Koa โndao ary hiara-hidera, hifaly sy hanovo aim-panahy ny ๐๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ฌ ๐ฆ๐ฒ๐ฝ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ aminโny ๐ฎ ๐ผ๐ฟ๐ฎ ao aminโny ๐๐๐ ๐ง๐ฟ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐บร !
HISY NY VALOPY AHAFAHANAO MANOLOTRA IZAY FOINAO HO TATAZANA EO AM-BARAVARANA, IZANY DIA AZO RAISINA ETO @ EEM AVATRANJOMA AMBODIFILAO ANALAKELY MANOMBOKA NY ALAHADY 30 AOGOSITRA.
TONGAVA MARO