FJKM Ilanivato Misionera

FJKM Ilanivato Misionera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Ilanivato Misionera, Religious Center, Ilanivato, Antananarivo.

''Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjaka-mpisorona, firenena masina, olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany m...
21/07/2025

''Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjaka-mpisorona, firenena masina, olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga'' 1Pet 2.9

Toy ny fanaontsika dia hotanterahina ny alahady 27 jolay ho avy izao ny fetin'ny taranaka eto amin'ny FJKM Ilanivato Misionera.
Ny fanompoam-pivavahana dia manomboka amin'ny 8ora sy sasany. Samia mifampilaza.

30/06/2025




๐ŸŽˆ๐ŸŽ‰๐ŸŽˆ๐ŸŽ‰Fankalazana an'Andriamanitra nohon' ny ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 25 ๐’•๐’‚๐’๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚ ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’'๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’Ž๐’‚๐’•๐’๐’‚ ๐‘น๐‘จ๐‘ญ๐‘จ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘บ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ ๐‘ถ๐’๐’Š๐’—๐’Š๐’†๐’“ ๐‘ฎ๐’†๐’“๐’‚๐’“๐’… ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’—๐’š. ๐ŸŽ‰๐ŸŽˆ

MISIA MAZAVA (Gen 1:3)Ry havana๐Ÿค”Tadidinao ve ny boky Mahafantatra ny hevitra fenon'Andriamanitra ? โ˜๏ธEfa manana ve ianao...
03/01/2025

MISIA MAZAVA (Gen 1:3)

Ry havana
๐Ÿค”Tadidinao ve ny boky Mahafantatra ny hevitra fenon'Andriamanitra ?
โ˜๏ธEfa manana ve ianao?
๐Ÿ“–Izy ity dia hanampy anao ho amin'ny famakiana ny Baiboly ao anatin'ny Heritaona.

โœ…Azonao jifaina isaky ny Alahady eo @ latabatra @ vidiny 1 000 ariary.
โœ… Na ihany koa azonao atao ny mitsidika ity lien ity isan'andro:
๐Ÿ”–https://www.facebook.com/profile.php?id=61570039810994&mibextid=ZbWKwL

"Ny voa dia Tenin'Andriamanitra " Lioka 8:11

Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina....." 1 Petera 2:9๐ŸคFiadanana!๐Ÿ“ŒAmpahatsiahivina...
22/07/2024

Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina....." 1 Petera 2:9

๐ŸคFiadanana!
๐Ÿ“ŒAmpahatsiahivina hatrany isika fa amin'ny Alahady 28 Jolay ho avy izao no Andron'ny Taranaka eto amin'ny Fiangonana.
๐Ÿ’ฅ Ireto avy ireo tsara ho fantantra mahakasika io fotoana io:
๐Ÿ‚ Fidirana tokana amin'ny 08 ora sy sasany maraina
๐ŸŒบ Eo ampidirana no handraisana ny anaran'ny isan-taranaka ary handraisanareo ny valopy izay ho ateriny taranaka tsirairay ao anatin'ny fotoanan'ny rakitra
โ˜˜๏ธ hisy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
๐Ÿ’ Hisy fiaraha- misakafo ihany koa amin'io fotoana io, ny ticket ho amin'izany dia raisina eo ampidirana.
๐ŸŽˆAoka samy hitondra fitaovam-pihinana ny tsirairay.

Dia manantena ny hifanantri-tava aminareo amin'izany fotoana sarobidy izany, ry havana.

Fiadanana!โ›ช Ho an'ny Taranaky ny Fiangonana rehetra. ๐ŸšจHampatsiahivina hatrany isika fa amin'ny Alahady 28 jolay 2024 ami...
17/07/2024

Fiadanana!
โ›ช Ho an'ny Taranaky ny Fiangonana rehetra.

๐ŸšจHampatsiahivina hatrany isika fa amin'ny Alahady 28 jolay 2024 amin'ny 08ora sy sasany maraina no fotoana hankalazana an'Andriamanitra noho ny fetin'ny taranaka eto amin'ny Fiangonana.
๐Ÿ”–Noho izany fotoana izany dia misy ny Taratasy fampilazana ho an'ny Taranaka (efa ao anaty publication ao ambany ao ihany koa, ary afaka partagena ) sy ity valopy ity izay ho aterina @ io fotoana io. Azontsika raisina dieny izao izany rehetra izany ato amin'ny biraon'ny Mpandraharaha amin'ny andavanandro ary eo amin'ny latabatra kosa isaky ny Alahady.

Ny Vondrona Fototra Laika eto amin'ny FJKM Ilanivato Misionera dia mikarakara Seminera: ๐Ÿ€HERINANDRO MIHOATRA NOHO NY SAS...
15/07/2024

Ny Vondrona Fototra Laika eto amin'ny FJKM Ilanivato Misionera dia mikarakara Seminera:
๐Ÿ€HERINANDRO MIHOATRA NOHO NY SASANY izany dia manomboka anio 15 jolay hatramin'ny Alahady 21 Jolay!

FIANTSOANA NY TARANAKY NY FIANGONANA  FJKM ILANIVATO MISIONERA, HO TONGA HIARA- HIVAVAKA SY HANOME VONINAHITRA AN'ANDRIA...
08/07/2024

FIANTSOANA NY TARANAKY NY FIANGONANA FJKM ILANIVATO MISIONERA, HO TONGA HIARA- HIVAVAKA SY HANOME VONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA NY ALAHADY 28 JOLAY 2024.

Finaritra e! Ilazana isika Fiangonana fa ny Alahady ๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฌ๐ž๐ฉ๐ญ๐ž๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘dia แ—ฉแ‘Žแ—ชแ–‡Oแ‘Ž'แ‘ŽY แ—ฉแ‘ŽKOแ•ผOแ‘Žแ—ฉแ‘Žแ—ฉ ka toy izao ny tsara ho fa...
06/09/2023

Finaritra e!
Ilazana isika Fiangonana fa ny Alahady ๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฌ๐ž๐ฉ๐ญ๐ž๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘
dia แ—ฉแ‘Žแ—ชแ–‡Oแ‘Ž'แ‘ŽY แ—ฉแ‘ŽKOแ•ผOแ‘Žแ—ฉแ‘Žแ—ฉ ka toy izao ny tsara ho fantatra:
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘งMiara mivavaka sy miara mipetraka ny ankohonana iray,๐Ÿ‘‰๐Ÿป afaka Manao code couleur izay tiana ianareo (โค๐Ÿ’™๐Ÿ’š๐Ÿ’›๐Ÿ–ค๐Ÿ’œ...).
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ง Misy carte kely raisin'ny lohampianakaviana aty ampiangonana ka asiana ny teny "verset" fanevan'ny ankohonana.
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ง Manomana valopy asiana io verset io hanaovana ny rakipisaorana, ka rehefa vita ny vavaka ho an'ny ankohonana dia misy solotena ankohonana manatitra ilay valopy any @ alitara.
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ง Ny carte kosa tehirizina any antrano.

Mirary ny fiadanan'ny Tompo!

05/08/2022

Fiadanana

โ—๏ธTSIAHY ho an'ny FMK sy MISIONERAโ—๏ธ
1โƒฃ Mampahatsiahy antsika ny fandaharam-potoana ny sabotsy 06 Aogositra 2022

โžก๏ธ@ 8ora maraina; Fandalinana lohahevitry ny volana, iarahan'ny mpitoriteny katekista,mpiandry (SEFALA), ny Mpitandrina. Aoka mba samy hanomana toriteny avy amin'ny perikopa 07/08/2022 tsy ny natao teo aloha.
โžก๏ธ@ 3ora hariva: fiofanana misionera dingana faharoa: iarahan'ny @ Mpitandrina sy AFFIM

โžก๏ธAoka samy hifampilaza

2โƒฃ Fidirana alahady @ 6ora30mn sy @ 10ora.

Address

Ilanivato
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ilanivato Misionera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share