Life & Light

Life & Light ✨ “In him was life; and the life was the light of men.” — John‬ ‭1‬:‭4‬ ✨

• Vondrom-bavaka Anglophone 🔆

&Light .

28/05/2026

“…should I kill myself then? 😔”

27/05/2026

You may feel unloved
You may feel like everything is collapsing

You may feel lost, even depressed
And you don't know what to do anymore

But this is why the Holy Spirit is here

So Stop resisting
Stop pretending
Let Him touch you
Let Him heal you

And let Him free you

26/05/2026

🇺🇸 MITOMBO ARA-PANAHY
A book that will help you find peace and feel complete and fulfilled again. ✨

A monthly devotional book containing teachings and encouragement that you can read every day for an entire month. ⚡️🔥

🇲🇬 MITOMBO ARA-PANAHY Hanampy anao hahita fiadanana sy hahatsiaro ho ampy sy feno indray ✨

— boky mivoaka isam-bolana, misy fampianarana sy fampaherezana azonao vakiana isan’andro mandritry ny iray volana. ⚡️🔥

Manampy anao amin’ny fifandraisanao amin’ny Tompo isan’andro. ✨

📘 Printed Copy: 10,000 Ariary (delivery available)
📄 PDF Version: 5,000 Ariary 🔸

May God bless and protect you all. ❤️

VOATENDRY MBA HAMOKATRA IANAO 🔥You are appointed to bear fruit…Atsaharo ny fiheverana fa tsy mamokatra intsony ianao,Reh...
18/05/2026

VOATENDRY MBA HAMOKATRA IANAO 🔥

You are appointed to bear fruit…

Atsaharo ny fiheverana fa tsy mamokatra intsony ianao,
Rehefa sendra mandalo ny vanim-potoana fahamainana.

Raha mbola velona ny hazo iray,
Dia mbola antenaina hamoa indray.

There is greatness inside you.
There are ideas, gifts, strength, and impact that Heaven placed in your life for a reason.

Do not spend your life comparing yourself to others while neglecting what God placed in you.

Grow.
Stay faithful.
Keep moving.
Your season of fruitfulness will speak for itself.

You were not created to stay empty.
You are chosen to be fruitful. ✨

Ny Tompo anie hitsangana eo anilanao ka ampahery anao 🔥📍 Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy, ... — ...
13/05/2026

Ny Tompo anie hitsangana eo anilanao ka ampahery anao 🔥

📍 Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy, ... — II Timoty 4 : 17

• In everything you do and face today, the Lord will stand by you and strengthen you.

• In every battle you go through this week, the Lord will stand by you and give you victory.

• You are not walking alone today. Do not fear and do not worry. He will never leave nor forsake you.

❗ Tonony sahady amin'ny tenanao hoe :
... "Fotoana fandresena ho ahy izao!! "

FOTOANAN’NY FIASAN’NY FANAHY MASINA 🔥— Amin’ny fanafahana sy ny fiampitan’ny afo —Ho anao izay mila DÉLIVRANCE:Misy olan...
11/05/2026

FOTOANAN’NY FIASAN’NY FANAHY MASINA 🔥
— Amin’ny fanafahana sy ny fiampitan’ny afo —

Ho anao izay mila DÉLIVRANCE:

Misy olana mampahory anao ve?
Mety fatorana na aretina efa hatry ny ela.

Tonga ny fotoana.
Avelao ho levon’ny afo izay tsy nambolen’ny Tanan’Andriamanitra teo aminao sy ny fiainanao.

Misy lien ao amin’ny commentaire:
Lien hisoratanao anarana sy hitantaranao ilay olana.

Tsindriana ilay lien dia fenoina araka izay fanontaniana ao — mandefasa mp raha misy tsy azo.

Natao ho an’izay mila fanafahana rehetra ity.
Ny fotoanan’ilay VAVAKA FANAFAHANA dia ny:

Sabotsy, 30 May 2026 — 09:00
Toerana: Antananarivo (privé — lazaina an’izay misoratra anarana)

Raha any amin’ny faritra ianao.
Manorata anarana foana fa hisy vavaka à distance.

There is fire here 🔥
Samia voatahy sy voaaro daholo.

Life & Light

I am fruitful and successful today.What I do prospers.I am blessed and protected.In the Name of Jesus,Amen.
11/05/2026

I am fruitful and successful today.

What I do prospers.
I am blessed and protected.

In the Name of Jesus,
Amen.

❗️ MILA FANAFAHANA VE IANAO  ❓❗️SA LIANA AMIN’NY TONTOLON’NY FANAFAHANA… This is a moment specially prepared for you:On ...
07/05/2026

❗️ MILA FANAFAHANA VE IANAO ❓
❗️SA LIANA AMIN’NY TONTOLON’NY FANAFAHANA…

This is a moment specially prepared for you:

On Fridays May 8, 15, 22, 29 and Fridays June 12, 19, 26, there will be online deliverance teaching sessions that you can follow remotely.

Manomboka ny ZOMA 08MAY . ORA: 20H ⏰

The link to join will be available in the comments if you are interested.

Free of charge!
Yet a grace unlike any other.

06/05/2026

🇺🇸Your life is a good story because God is the author. Even in the hard chapters, He is writing something beautiful. Trust Him, your story is not over yet.

🇲🇬 Ny fiainanao dia tantara tsara, satria Andriamanitra no manoratra azy. Na dia ao anatin’ny ady sarotra aza, manamboatra zavatra tsara Izy. Matokia Azy, mbola tsy tapitra ny tantaranao

Thème Anio Alina: MY LIFE IS A GOOD STORY ✨Do you need peace?Do you want to be joyful again?Maybe this is the solution f...
06/05/2026

Thème Anio Alina: MY LIFE IS A GOOD STORY ✨

Do you need peace?
Do you want to be joyful again?

Maybe this is the solution for you. 🔥

Fihaonana en ligne — amin’ny fiteny malagasy sy anglisy — ao amin’ny messenger 👍

Handraisanao aim-panahy sy fifaliana
Ary hahazoanao namana vaovao 😊

No sady hitomboanao amin’ny fahaizana sy fizarana ny teny anglisy.

Come join us tonight, at 8:00 pm
as we gather in the presence of God.

Claim your share of joy.

Rehefa manam-bola ihany ve ianao vao feno tsiky❓You’re putting yourself at a serious disadvantage if that’s the case.Bec...
04/05/2026

Rehefa manam-bola ihany ve ianao vao feno tsiky❓

You’re putting yourself at a serious disadvantage if that’s the case.
Because even what was given to you for free ends up becoming something you think you can only have if money is involved.

Manandrama indray misafidy ny hitsiky sy hifaly fotsiny, na ahoana na ahoana.
Dia hohitanao fa hitondra fiadanana ho anao izany.

Ary na dia miatrika olana aza ianao.
Rehefa miaraka amin’ny alahelo sy fiasan-tsaina loatra no hiatrehanao an’io,
Dia sahirana ianao.

Fa rehefa anaty fo feno fitoniana sy fiadanana kosa no hitsenanao ny zavatra rehetra.
Dia ho feno fifaliana hatrany ianao sady mora mahita vahaolana avy amin’ny Tompo.

Choose to smile and to be joyful,
it doesn’t cost anything.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Life & Light posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share