Adoption Fitiavana

Adoption Fitiavana “Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy”❤️✅

Tsinontsino aho raha tsy manana ny « FITIAVANA »❤️
23/02/2025

Tsinontsino aho raha tsy manana ny « FITIAVANA »❤️

Je suis amoureuse de cette photo 😍
14/06/2024

Je suis amoureuse de cette photo 😍

11/06/2024

Colis bien reçu ❤️
Merci infiniment Mhio Hornella♥️
Jesoa anie hameno ny banga izay nialan’ireto fanomezana izay hitondra hafaliana ho an’ny hafa ireto 🙏♥️

Tongasoa indray eto @ toerana misy ny « Adoption Fitiavana Isaorana an’Andriamanitra nitantana ny dia ♥️🙏😊
25/05/2024

Tongasoa indray eto @ toerana misy ny « Adoption Fitiavana
Isaorana an’Andriamanitra nitantana ny dia ♥️🙏😊

21/03/2024

Misaotra anareo sahady @ fanohanana sy ny fandraisana anjara! Raha ny kajy natao dia 14 eo ho eo ny zaza afaka hianatra! Mbola mitohy noho izany ny fandraisana anjara tompoko🙏

Mbola mitohy ny fanjifàna tee shirt sy ny jogging mitondra ny logo “ tanoran’i Jesoa Kristy” , izay hoentina hanampiana ...
20/03/2024

Mbola mitohy ny fanjifàna tee shirt sy ny jogging mitondra ny logo “ tanoran’i Jesoa Kristy” , izay hoentina hanampiana ireo zaza sahirana ato @ adoption fitiavana ✅

09/03/2024

MIEZAKA MANAO ACTIVITÉ, MBA IALANA @ MANGATAKA FOTSINY🙏
MBOLA MITOHY NOHO IZANY NY FAMATSIANA NY TEE-SHIRT♥️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Adoption Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share