Komity Sekoly Alahady - APBBV

Komity Sekoly Alahady - APBBV « Hitory ny anaranao amin’ny ralahiko aho » Sal 22.22a

Misaotra an’ Andriamanitra ary  mankasitraka ny mpianakavin’ny finoana izahay komitin' ny fankalazana ny faha 75 taonan'...
11/11/2024

Misaotra an’ Andriamanitra ary mankasitraka ny mpianakavin’ny finoana izahay komitin' ny fankalazana ny faha 75 taonan' ny Sampana Sekoly Alahady.
Tratra ny tanjona ary vita soamantsara ireo asa izay nokasaina dia ny famitàna ny tohatra ato am-piangonana sy ny takelabato fanamarihana izany fankalazana izany.

Tapitra hatreto izany ny asanay komity fa ny fiarahantsika mivavaka kosa dia mitohy mandrakariva.

Samia ho tahian’Andriamanitra daholo isika rehetra 🕊️✨

Mirary alahady sy erin’andro feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra 🕊️✨
09/06/2024

Mirary alahady sy erin’andro feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra 🕊️✨

21/04/2024

Manasa antsika rehetra amin’ny antsa-pahany :

⭐️ miaraka amin’ireo antoko-mpihira Trompetra rehetra
⭐️ ny alahady 28 april 2024
⭐️ manomboka amin’ny 2:30
⭐️ tsy misy vidim-pidirana fa rakitra ny ho tatazana

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

16/04/2024

Feno 75 taona ny Sampana Sekoly Alahady ao amin’ny Aumonerie Protestante Befelatanana, koa hanamarihana izany dia faly izahay Komity manokatra ity pejy. Hifampizara, hifanentana, hitafatafa isika, maro ny hetsika homaninay koa manasa anareo sahady ary hanaraka tsy tapaka ny pejy.

Samy ho Tahian’Andriamanitra daholo ! ✨🕊️🙏

Address

Aumônerie Protestante Befelatanana Betlehema Vaovao
Antananarivo

Telephone

+261389498354

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Komity Sekoly Alahady - APBBV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category