𝔽𝕄𝕋𝔸 Andranovao Betela

𝔽𝕄𝕋𝔸 Andranovao Betela Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝔽𝕄𝕋𝔸 Andranovao Betela, Christian church, Ambohimangakely, Antananarivo.

Hafatra:FANKATOAVANA NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA 1-Misy foana ny vahaolana rehefa miaraka amin'Andriamanitra (hafa ny fito...
01/12/2025

Hafatra:FANKATOAVANA NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA
1-Misy foana ny vahaolana rehefa miaraka amin'Andriamanitra (hafa ny fitondrany)
*Miareta ny zavatra rehetra mitranga eo (vavan'olona/fanankianana)hatreo miaraka izany.
2-Maika ny fitoriana ny filazantsara Jesosy fa aza mangatak'andro lava.
Ny finoana tena hiainana fa tsy tanisaina fotsiny
3-Ao anatin'io fatotra mahazo anao,fahamaizinana hiainanao io dia misy Andriamanitra te hiasa eo amin'ny fiainanao.
*Mila mivavaka sy midera ahazoana valimbavaka.

Nohon'ny fitondran'Andriamanitra dia tanteraka sy lavorary ny fetin'ny taranaka notanterahina tamin'ity taona ity .Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

Maneho fisaorana atsika taranaka rehetra nandritra izay volana izay nanatanteraka ny adidy tety an-tanindrazana ,reny rehetra ireny no natao hampandrosoana ny fanjakan'Andriamanitra .
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly ireny zava-bitatsika ireny araka ny fitiavany sy ny fitahiany atsika rehetra.
Mirary erin'andro mahafinaritra ho atsika ho ambanin'ny fitarihan'ny Fanahy Masina hatrany.

Finaritra ry havana !Hamarana ny fetin'ny taranaka isika ny Alahady 30Novembra 2025.Ka indreto ireo taranaka hamarana iz...
27/11/2025

Finaritra ry havana !
Hamarana ny fetin'ny taranaka isika ny Alahady 30Novembra 2025.Ka indreto ireo taranaka hamarana izany amin'ity taona 2025 ity.

HAFATRA:MANANA PAIK'ADY HITONDRANA NY FIAINATSIKA ANDRIAMANITRA 1-ATREO MIARAKA AMIN'ANDRIAMANITRA NY FAHAVALONAO(lehibe...
25/11/2025

HAFATRA:MANANA PAIK'ADY HITONDRANA NY FIAINATSIKA ANDRIAMANITRA

1-ATREO MIARAKA AMIN'ANDRIAMANITRA NY FAHAVALONAO(lehibe nohon'ny adinao Izy)

2-EKEO NY DRAFITR'ANDRIAMANITRA AMINAO(mila miaraka Aminy hatramin'ny farany)

3-MIFALIA AO AMINY MANDRAKARIVA (mifalia mandrakariva na inona na inona miseho sy mandalo eo )

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery hatrany.Isaorana isika taranaka nanatanteraka ny fetin'ny taranaka andiany fahatelo ny Alahady 23 Novembre lasa teo ,mitohy hatrany moa zany ka manentana atsika ho tonga maro .

Araka ny efa nambaratsika ombieny ombieny moa ry havana dia mitohy ny fetin'ny taranaka adiany fahatelo ny Alahady 23 No...
18/11/2025

Araka ny efa nambaratsika ombieny ombieny moa ry havana dia mitohy ny fetin'ny taranaka adiany fahatelo ny Alahady 23 Novembre 2025 .Koa indreto ireo taranaka hanatanteraka ny adidiny ety an-tanindrazana amin'izany.
Samy ho tahian'Andriamanitra tsika jiaby o☺️

Hafatra: MAHAIZA MANKASITRAKA AZY AMIN'NY ZAVATRA REHETRA*Mahaiza miatrika ny fizahan-toetra miaraka amin'Andriamanitra*...
17/11/2025

Hafatra: MAHAIZA MANKASITRAKA AZY AMIN'NY ZAVATRA REHETRA
*Mahaiza miatrika ny fizahan-toetra miaraka amin'Andriamanitra
*Ekeo ny fitondran'Andriamanitra, mifikira Aminy fa izy tsy andao anao
*Fitahiana matretrika
=Mampianatra hisaotra sy hidera dia mahay mankasitraka an'Andriamanitra dia avokany (ho entiny)amin'ny fitahiana matretrika

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tanteraka soa aman-tsara anio Alahady 16 Novambra 2025 ny fetin'ny taranaka adiany faharoa tamin'ity volana ity tety an-tanindrazana .Mitohy hatrany moa zany ny Alahady 23 Novembre ho avy izao.Aza adino ny manaraka ny pejy fa alefatsika eto ireo taranaka mandray anjara amin'izany fotoana.☺️

Tsara ariva oo!☺️Araka ny efa fantatsika moa  dia  mandritr'ity volana Novembra ity isika dia mankalaza ny fetin'ny tara...
11/11/2025

Tsara ariva oo!☺️
Araka ny efa fantatsika moa dia mandritr'ity volana Novembra ity isika dia mankalaza ny fetin'ny taranaka.

Koa indreto ireo taranaka hanatanteraka izany fankalazana izany ny Alahady 16 Novembra 2025 ety an-tanindrazana.

Hafatra: MIARAHA AMIN'I JESOSY *Matokia *Mitonia*Mifalia  Misaotra antsika taranaka  tonga maro nanatanteraka ny adidy t...
03/11/2025

Hafatra: MIARAHA AMIN'I JESOSY
*Matokia
*Mitonia
*Mifalia
Misaotra antsika taranaka tonga maro nanatanteraka ny adidy tety an-tanindrazana ny alahady 02 novembre 2025 . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

Mbola mitohy hatrany moa ry havana ny fetin'ny taranaka ny Alahady 16,23,30 Novembre 2025 ka alefatsika eto ihany ireo taranaka mandray anjara amin'izany.

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy tompotsika .Tonga indray ny fotoana hiahonatsika hanatante...
27/10/2025

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy tompotsika .

Tonga indray ny fotoana hiahonatsika hanatanterahana ny fetin'ny taranaka mandritry ny volana Novembra .

Fandaharam-potoana mandritr'izany :
-fidirana amin'ny 9ora sasany maraina
-misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo
-misy sakafo vidina amin'ny vidiny mirary.

Ireto avy ireo taranaka hanatanteraka izany ny alahady 02 Novambra ho avy izao .
Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra mba samy hahery amin'ny adidy izay miandry antsika ety an-tanindrazana😊.

04/08/2025

"Un jour Γ  la fois ,oh mon Dieu
C'est tous ce que je te demande
Le courage de vivre, d'aimer, d'Γͺtre aimΓ©
Un jour Γ  la fois
Hier c'est passΓ©,oh mon Dieu
Et demain ne m'appartient pas
Mon Dieu aide moi
Aujourd'hui guide moi
Un jour Γ  la fois"
Nindramin'i MatehotiaπŸ₯° entina hiderana an'Andriamanitra

Horonan-tsary nanamarika ny fankalazana ny alahadin'ny Mpitandrina omaly 03 Aogositra 2025❣️

"Ampy ho anao ny fahasoavako" IIkor 12:9
04/08/2025

"Ampy ho anao ny fahasoavako" IIkor 12:9

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝔽𝕄𝕋𝔸 Andranovao Betela posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share