20/08/2026
STK Ambohidrano Andrefana ->FJKM Vavaony Fiadanana 2026
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tontosa ny fisindàna izay notanterahan'ny STK AAF ny 6 hatramin'ny 9 Aogositra lasa teo.
Andao hiaraka hiverina ny fiainana tany antoerana amin'ny alaoan'ireto andian-tsary ireto.