08/06/2026
โจKoa mandehana ianareo dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra
Matio 2๏ธโฃ8๏ธโฃโ1๏ธโฃ9๏ธโฃ๐
ฐ๏ธ
๐Andro manatantara ny 3 Jona 2026, izay nanombohana ny fanorenana ny Toby Pouru Saint Remy, France
Ny Taona 1๏ธโฃ9๏ธโฃ8๏ธโฃ0๏ธโฃ Mama Nenilava no nanome ny teny fikasana ny hanorenana ity Toby ity, izay hany Toby tokana no voalohany aty ampian- dranomasina, izay hifandovanโny taranaka.
โ
Ny tantara sy ny faminaniana dia tsy tarihin'ny kisendrasendra, fa tarihin'ny fotoana efa voalahatra ao amin'ny drafitra mandrakizain'Andriamanitra
โ
Tsy tara ny Tompo aminโny teny fikasany na dia lava ny fotoampiandrasana
โ
Tsy manadino koa Izy ary tsy ho very ny faminaniana. Koa tsy asa fanorenana trano fotsiny izao ataontsika izao fa fahatanterahan'ny fotoana
voatendrin'Andriamanitra hatry ny ela.
โจAlao hery ary fa isika no atao hoe taranaka mpanatanteraka sy hampaharitra ny teny fikasana ny aminโny fiorenanโio Toby io.
โ
Isaona isika izay efa nanolotra sy ho anโizay vonona hanolotra fanomezana ho anโny asa fanorenana ny Toby Pouru Saint Remy.
โ
Mbola mitaona antsika Jesosy ka maniraka antsika araka ny Hagay 1๏ธโฃโ8๏ธโฃ โจary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izanyโจ
Asa lehibe no hataon'Andriamanitra eto aminโity Toby izay:
๐ขHananganana mpanompo.
๐ตHanasitranana fanahy maratra.
๐ดHampiverina ireo very lalana.
๐กHampiray ny taranaka vaovao sy ny taloha.
๐ฃHampielezana ny Fifohazana
manerana an'i Eoropa.
โ
Ny datinโny 3 Jona 2026 dia tsy fanombohana fanorenana trano fotsiny fa fahatanterahan'ny
tenin'Andriamanitra nambara 46 taona lasa.
โ
Koa dia nanapa -kevitra ny Komitinโny Toby Pouru Saint Remy, izay nivory taminโny 24/01/2026 fa hatomboka ny asa fanorenana, na dia tsy ampy sy tsy feno aza ny vola eo am-pelatanana hamitana ny asa satria:
โ
3 taona ihany no manankery ny permis de construire izay azo,
โ
mitombo isan-taona ny farim-piainana ka hitombo miaraka aminโ izany koa ny vola ahavitana ny asa.
Alao hery ary fa maniraka antsika hiasa Jesosy ary maika ny asa ka mila ny fanohanantsika.
Ento am- bavaka ny fanorenana ity Toby Saint Remy ity
Ento am- bavaka ny Fiangonantsika.