Firaisan'ny Zanaka Ampielezana Ambohitrantenaina Avaradrano

Firaisan'ny Zanaka Ampielezana Ambohitrantenaina Avaradrano Pejy ho fifampitam-baovao

Raha misy fampitam-baovao tianao ampitaina amin'ny birao dia indro misoratra eoto ny laharana afahanao mifandray aminy
_ Elie: 032 02 304 49

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny fanompompivavahana ny Alahady 14 jona lasa teo. Fotoana izay niarahabana n...
16/06/2026

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny fanompompivavahana ny Alahady 14 jona lasa teo. Fotoana izay niarahabana ny ray sy ny teny rehetra.

Miarahaba antsika zanaka ampielezana rehetra .Indro ny fandaharampotoana rahampitso Alahadin'ny Pentekosta.Ny fiara iomb...
23/05/2026

Miarahaba antsika zanaka ampielezana rehetra .
Indro ny fandaharampotoana rahampitso Alahadin'ny Pentekosta.

Ny fiara iombonana dia raisina eo amin'ny Luxor Behoririka, amin'ny 6 ora sy sasany maraina. Miainga avy hatrany rehefa feno.

Tongava maro.
Samia ho tahian'Andriamanitra

Filazana manjoMampahafantatra ny rehetra fa nodimandry I totoa Claire, rahavavin'i Made. Alakamisy 30 avril amin'ny 4ora...
29/04/2026

Filazana manjo

Mampahafantatra ny rehetra fa nodimandry I totoa Claire, rahavavin'i Made.

Alakamisy 30 avril amin'ny 4ora hariva, eo am FJKM Ambohitrarahaba ny fotoanantsika ZA sy FITAZAA hamangiantsika ny fianakaviana. Eny Ambohitrarahaba antsahakely ny toerana.

Amin'ny zoma 1er may izao ny fandevenana.
Samia mifampilaza,
Misaotra antsika rehetra.

04/04/2026

Ny biraon'ny Zanaka Ampielezana Ambohitrantenaina Fanorenana dia mirary antsika rehetra erinandro Masin'ny P***a feno fitahiana. ✝️🙏🏻

Misaotra ny tompo fa tontosa soa amantsara ny fiaraha-mivavaka teny Rasalama tamin'ny Alahady 8 martsa 2026 lasa teo. Is...
11/03/2026

Misaotra ny tompo fa tontosa soa amantsara ny fiaraha-mivavaka teny Rasalama tamin'ny Alahady 8 martsa 2026 lasa teo.

Isaky ny Alahady faharoan'ny volana ny fiarahantsika mivavaka. THT

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 21:00 - 22:00
Tuesday 21:00 - 22:00
Wednesday 21:00 - 22:00
Thursday 21:00 - 22:00
Friday 09:00 - 22:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Firaisan'ny Zanaka Ampielezana Ambohitrantenaina Avaradrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share