Herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra

Herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra Mivavaha, ka aza mitsahatra. Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra.

05/04/2026
Jehovah no Mpiaro anao; Jehovah no fialofanao eo amin'ny an-kavananao. Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro, Na n...
31/12/2025

Jehovah no Mpiaro anao; Jehovah no fialofanao eo amin'ny an-kavananao. Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro, Na ny volana nony alina. Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;
โ€” Salamo 121 : 5 - 7

Arahabaina nahatratra ny taona 2026 , mirary fety sambatra ho antsika rehetra ๐Ÿ™โค๏ธ

๐Ÿค”Inona no ho entiko manatona an'i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan'Andriamanitra Izay any amin'ny avo? โ€” Mika 6 : 6a๐Ÿ‘‰Fa...
23/11/2024

๐Ÿค”Inona no ho entiko manatona an'i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan'Andriamanitra Izay any amin'ny avo? โ€” Mika 6 : 6a

๐Ÿ‘‰Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra. ๐Ÿ‘ˆ
โ€” Hebreo 13 : 16

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share