APV A3 Andrefan'Ambohijanahary I

APV A3 Andrefan'Ambohijanahary I Ankohonam-paingonana Velona Faritra Andref'Ambohijanahary A3

Arahaba ry Ilay feno hasoavana...❤❤❤
09/08/2024

Arahaba ry Ilay feno hasoavana...❤❤❤

02/09/2023
27/10/2016

Ianao re ry Tompo o, Ianao rery ihany ilay toka tsitoha maharitra mandrakizay
Kaloiko ho Anao ilay tokana an-tany
Ianao ilay ts miova ary mba mivadika

16/01/2016

Salama daholo!faly miarahaba antsika rehetra nahatratra n taona vaovao,noho izany d hanao n fifampiarabana isika.Angatahana Ianao mba hanome sosokevitra na fomba hanatsarana n fetitsika mb iavahany am teo alo.Misaotra Antsika kristianina rehetra tamin fanampiana an birao tamin'iny taona lasa iny,ary mbl maniry fiaraha miasa amtsik rehetra ny fahasoavan Tompo anie hirotsaka amtsik rehetra.biz

Enga anie ka ho fifaliana hatrany ny fiainantsika miaraka amin'i Jesoa sy Masina Maria Reniny ary Mb Faustine izay Mpiar...
29/08/2015

Enga anie ka ho fifaliana hatrany ny fiainantsika miaraka amin'i Jesoa sy Masina Maria Reniny ary Mb Faustine izay Mpiaro ny APV A3

Omeo hery izahay mba tsy ho veryArovy koa izahay ho tody soaAn-danitra any
25/08/2015

Omeo hery izahay mba tsy ho very
Arovy koa izahay ho tody soa
An-danitra any

15/08/2015

Misaotra antsika kristianina rehetra eto amin'ny APV A3 Andrefan'Ambohijanahary Fa tontosa soamatsara ny fitsofandrano ny LA GROTTE tsika, izy Andriamanitra manan-karaem-pahasoavana anie hamaly soa anareo.Mankasitraka e! (y)

Efa kely sisa dia vita e
11/08/2015

Efa kely sisa dia vita e

Address

Ouest Ambohijanahary
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APV A3 Andrefan'Ambohijanahary I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to APV A3 Andrefan'Ambohijanahary I:

Share