Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy

Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy Fiangonana mitazona ny fampianaran'i Jesosy Kristy, Mitory ny Asa 2:38:" Mibebaka, atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ary mandray ny Fanahy Masina.

03/08/2026

☘️NY FIANGONANA NAORIN’I JESOSY KRISTY ETO MADAGASIKARA
✉️ Dia Faly Manasa Anao sy ny ankohonanao ho tonga amin’ny
🙏FOTOAM-BAVAKA MANOKANA
Izay handraisanao :
📌 NY FANAHY MASINA
📌 FILAZANTSARA MARINA SY FENO
📌 FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA
📌 ARA-BAIBOLY AVY AMIN’I JESOSY KRISTY
ALAKAMISY 20 AOÛT 2026
ZOMA 21 AOÛT 2026
SABOTSY 22 AOÛT 2026
ALAHADY 23 AOÛT 2026
⏰Amin'ny 08 ora Maraina sy amin'ny 02 ora Hariva
Ny toerana dia ao :
🏠 AMBANIDIA VOLOSARIKA
Manasa anareo izahay fa mbola mirotsaka ny Fanahy Masina ary mbola mamonjy olona Jesosy Kristy
Tsy misy vidim-pidirana !!!

03/06/2026

DERAINA JESOSY KRISTY !

23/05/2026
HAPPY NEW YEAR 2026May Jesus Christ grant you and your family health and joy victory over all your enemies during this y...
01/01/2026

HAPPY NEW YEAR 2026
May Jesus Christ grant you and your family health and joy victory over all your enemies during this year 2026. I Always pray for you.
We must overcome, we must move forward with JESUS CHRIST.
NEVER GIVE UP . NEVER NEVER NEVER GIVE U.P DON'T EVER QUIT BELEAVE IN JESUS CHRIST.
I NEVER WANT TO SEE YOU GIVE UP OR QUIT.

26/12/2025

MERRY CHRISTMAS
Titosy 2:13-14 Miandry ny fanantenana mahafinaritra sy ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra Lehibe sady Mpamonjy antsika dia JESOSY KRISTY.
Izay nanolotra ny tenany HAMONJY ANTSIKA MB HANAVOTANY ANTSIKA HO AFAKA AMIN'NY OTA REHETRA SY HANADIOVANY IZAY OLONA HO AN'NY TENANY,sady ho mazoto indrindra amin'ny ASA REHETRA izany.
Titus 2:13-14
While we wait for the blessed hope the glorious appearing of our great God and savior. JESUS CHRIST
Who gave himself for us TO REDEEM US FROM ALL SINS AND REFINE FOR HIMSELF A PEOPLE THAT ARE HIS OWN eager to do WHAT IS GOOD.

Address

Ambanidia Volosarika
Antananarivo
102

Telephone

+261325152792

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category