22/09/2023
🙏 «Mihirà fihiram-baovao ho an'i Jehovah; fa efa nanao fahagagana Izy » Salamo 98, 1 🙏
Ao anatin'ny fankalazana ny Alahadin'ny Presbytera sy ny iray volan'ny RIATA Avaratranjoma, ny
Sampana Mpihira sy Sakristana Avaratranjoma (S.M.S.A.) dia manasa antsika hanatrika ny
kaonseritra:
🎶 « HIRA ANGLIKANA RANORAY »🎶
ny Alahady 1 Oktobra amin’ny 3 ora
tolak’andro ao amin’ny Fiangonana Trinité Masina Avaratranjoma Ambodidilao.
🤗 Manasa antsika ho tonga maro fa hiaraka hidera sy hanome voninahitra ny TOMPO isika amin'io fotoana io 🤗
👉 Tsy misy vidim-pidirana :)